ragnotti 0 Posté(e) le 23 décembre 2010 Izaho ry zalahy mba te hi-souleve point iray atao ampandrosoana ity sport tian-tsika ity, ho anareo izay akaiky ny fede na koa president -na club, tokony mba manao ezaka ny fede amin'ny resaka chrono , ny parc eto amintsika efa tena tsara tokoa ka na atao aza hoe mbola tsy takatra ny chrono efa tena moderne dia mba ny processus- n'ilay resaka chronometrage mihintsy no tokony havaozina tanteraka, ny moyen de controle , ny olona habilité miprononce decision iray momba ny concurrent (oh: départ anticipé) na koa correction -na temps fin SS mba hanatsarana zavatra sy ampisy tsirony kokoa ity sport tian-tsika ity Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Andrew1 0 Posté(e) le 24 décembre 2010 Hirvo a écrit:Izaho ry zalahy mba te hi-souleve point iray atao ampandrosoana ity sport tian-tsika ity, ho anareo izay akaiky ny fede na koa president -na club, tokony mba manao ezaka ny fede amin'ny resaka chrono , ny parc eto amintsika efa tena tsara tokoa ka na atao aza hoe mbola tsy takatra ny chrono efa tena moderne dia mba ny processus- n'ilay resaka chronometrage mihintsy no tokony havaozina tanteraka, ny moyen de controle , ny olona habilité miprononce decision iray momba ny concurrent (oh: départ anticipé) na koa correction -na temps fin SS mba hanatsarana zavatra sy ampisy tsirony kokoa ity sport tian-tsika ity La fédé te répondra hoe "Tout est question de budget" Anefa, je soutiens à 100% ta position : nous avons été victime d'une erreur de chronométrage lors de l'ASA TANA 3 en 2007 : le temps inscrit sur le carnet de bord était différent du temps inscrit sur les résultats officiels affichés (différence de 2mn be zao) je me souviens avoir veillé toute la nuit du samedi du rallye, devant le tableau d'affichage officiel à Anosizato, pour attendre qu'ils changent notre temps et le classement de ce fait. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
ragnotti 0 Posté(e) le 24 décembre 2010 marina aloha fa question budget fa tokony asiana ezaka kely ihany kouh, déjà isika efa handray manche champ d'afrique , io anie ilay lazaiko hoe rehefa tsy ampy ny budget dia ilay processus de chronométrage mihintsy no tokony asiana refonte, dia ny fomba hanaovana controle no mba atao betsaka afaka miantso ny club izy amin'io ohatra raha resaka olona no olana, ny concurrent efa mba manao effort tsy mandray prime sy mi-investir amin'ny matériel dia mba tokony misy geste kely ataon'ny fédé recours amin'ny malalatanana koa anie azo atao e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Laza 0 Posté(e) le 24 décembre 2010 Solution omena e On pense à des cellules ou à des transpondeurs Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
ragnotti 0 Posté(e) le 26 décembre 2010 nirina58 a écrit:Solution omena e On pense à des cellules ou à des transpondeurssolution iray sahady ireo, fa raha toa ka budget no olana dia ity ny solution proposer-ko amin'ny presisdent asa tana :- asaina mandray anjara ny club amin'ny controle au départ sy CHV, ary manao sonia miaraka amin'ny officiel- zaraina amin'ny isan'ny club ny SS dia amin'izay vitsy ny olona tadiavin'ny club- en cas de litige entre CHV et STOP dia ny CHV no en vigueur - désigné quelqu'un qui sera habile à faire des constats au départ et au CHV- communiquer-n'ny club amin'ny remise numéro ny anaran'ny controleur-ny- mettre tous ça par écrit mbola afaka halalinina ireo fa proposition fotsiny alohany tena tsara aloha dia ilay cellules na transpondeurs (10 unités dia efa ampy) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Laza 0 Posté(e) le 26 décembre 2010 La fédération attend des suggestions de la part des clubs, justement sur les chronos. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Christophe B+ 0 Posté(e) le 27 décembre 2010 mety possible koa ve raha toa ka hoe mampiasa transpondeur dia dia samy manana ny azy ny concurrents tsirairay avy mba ampihena ny côut ho an ny fédé. mety mampiakatra ny cout ho an ny mpifaninana tsirairay avy ihany angamba io, nefa a long terme ilay izydia ny recepteur sisa no a la charge ny fédé. afaka mifampindrana ny concurrents manko raha toa ka misy iray hanao dia ny iray hafa tsy hanao manche. je ne sais pas si c'est faisable ... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Pyhdidea 0 Posté(e) le 27 décembre 2010 Christophe B+ a écrit:mety possible koa ve raha toa ka hoe mampiasa transpondeur dia dia samy manana ny azy ny concurrents tsirairay avy mba ampihena ny côut ho an ny fédé. mety mampiakatra ny cout ho an ny mpifaninana tsirairay avy ihany angamba io, nefa a long terme ilay izydia ny recepteur sisa no a la charge ny fédé. afaka mifampindrana ny concurrents manko raha toa ka misy iray hanao dia ny iray hafa tsy hanao manche. je ne sais pas si c'est faisable ...Hevitra tsara zay sady tsy de mbola hita n maharatsy an lay mifampindrana , raha azo atao toko alou , satria zvtr efa fanaon' ny maro ian io ; fa na izany mila resy lahatra ihany ko ny mpandray anjara ny @ ilay investissement hatao.Raha miaraka tonga ny recepteur an'ny Fédé sy ny transpondeur ho an'ny mpanadray anjara (raha io hevitr'elah io ) de mety le izy @ zay mba tsy misy oe ny iray ihany no manana de avy eo leizy tsy mbola ho azo ampiasazina akory ; nefa mifameno ny asany de manjary tonga ndray le Fa araky ny tenin Hirvo oe mila halalinina tsara le izy alohan 'ny hanaovana azy !! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 27 décembre 2010 Ary raha hatao ao anatin'ny investissement tsy maintsy hataon'ny concurrent marina (toy ny casque sy combi, arceau, sns...) Fa @ izay dia tsy maintsy matériel plug & play no tadiavina satria ny rehetra tsy voatery hiara hividy. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
ragnotti 0 Posté(e) le 27 décembre 2010 ilay resaka penalité kouah hitako mafy ihany, hoy i jackpot zay hoe any anaty SS no rallye fa tsy ambony latabatra.ohatra hoe ahena ny penalité resaka départ anticipé sy izay mifandraika amin'izay:ohatra hoe 5s de penalités par seconde anticipée, mino aho fa tsy hisy hanao départ anticipé plus de 2s kosa angamba aloha raha tsy hoe fanahiniana mihintsy, mora anie tsinona ny milaza hoe nanao départ anticié ilay concurrent rehefa any anaty SS any e! dia eo koa no ilaina ilay olona manao controle hoe tena zay tokoa ilay fait na CHD io na CHV.izy ity mampisy disadisa foana hatramin'izay fa tsy aleo ve hijerevana solution une bonne fois pour toute dia milamina tsara ny fijeren'ny rehetra Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 27 décembre 2010 Hirvo a écrit:ilay resaka penalité kouah hitako mafy ihany, hoy i jackpot zay hoe any anaty SS no rallye fa tsy ambony latabatra.ohatra hoe ahena ny penalité resaka départ anticipé sy izay mifandraika amin'izay:ohatra hoe 5s de penalités par seconde anticipée, mino aho fa tsy hisy hanao départ anticipé plus de 2s kosa angamba aloha raha tsy hoe fanahiniana mihintsy, effectivement!!! isika moa tia maka tahaka an'ny reny malal fa amin'ny championnaty de Frence terre sy asphalte dia 5 min par seconde ny pénlité pour départ ao amin'ny tableaéu ... de pénalité Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Pyhdidea 0 Posté(e) le 28 décembre 2010 Ka ny reglement national ve ts 10s n penalité @ depart anticpé fa ny any anaty reglement particulier no miova arakaraky ny club organisateur sa Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
M.n.R 0 Posté(e) le 28 décembre 2010 ôtrany 30s zao lay tam asatana iny an!marina zany lay hoe "le rallye se joue dans les ES et non sur la table" fa ra enao ve no concurrent ka maita zavatra tsy mety na manitikitika dia tsy hiteny?...lasa misy frustration mantsy aveo!...sarotra ihany lay izy...fa ny règlement nefa dia tsy maintsy misy sady entitra fôna fa ra tsy misy ny lalàna dia anarchie.... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dzaomalaza 0 Posté(e) le 28 décembre 2010 tamin'ny Rallye asa tana teo kosa nge tena hita b hoe anti-sportif ilay anticipé satria izay lasa aloha teo anosizato no tsy handicapen'ny vovoka e.Betsaka ny concurrent no nieritreritra fa raha minana pénalité kely azo rattrapena amin'ny ilay adva voan ny vovoka le izy Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Laza 0 Posté(e) le 28 décembre 2010 Le sport auto malgache en général cherche une solution pour le chronometrage, on est tous d'accord, donc donnons des solutions concrètes que l'on transmettra à la fédé. Si c'est bien l'objet de ce post.Seul le club Ama à travers la societé Madavision dispose de cellules je crois. J'ai proposé l'utilisation de caméras embarquées par exemple et aussi de transpondeurs et chrono avec cellules. L'expert Français de la Fia qui était passé la dernière fois nous a promis d'en chercher pour Madagascar Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
ragnotti 0 Posté(e) le 28 décembre 2010 ny solution tsara indrindra aloha dia ny cellule, solution hitadiavana fond indray aza no proposer-na, 1- soit manao ohatran'ny nataon'ny asacm manao karazana manifestation mba ahazoana vola (soirée, competition , ........) fa miaraka manao daholo na ny club na ny fédé 2- na koa mijery spons dia atao partenaire mandritra ny saison iray manontolo . rehefa atao ny kajy tsotsotra dia tsy mahavita hafa tsy 8SS isika journée iray donc 10 chronos imprimantes dia efa ampy raha rallye izanymbola proposition daholo izany Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
ragnotti 0 Posté(e) le 28 décembre 2010 nijerijery tamin'ny internet dia mahita fa à partir 300€ ka hatrany amin'ny 1000€ ny vidin'ny chrono iray, plus izy moderne plus izy lafo donc afaka misafidy tsara arak'izay tratran'ny budget Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Zandrykely 0 Posté(e) le 29 décembre 2010 Salama daholo dia Joyeux noël daholo dia samy ho tratrany 2011 e.La FSAM aura une nouvelle chrono normalement pour la saison 2011 sady efa en tractation izy @ fomba hividianana azy et tout.Mivoatra hatrany sport auto zany sady fiara koa efa maro ny raitra .Vivement 2011 et bon rallye à tous Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Manda 0 Posté(e) le 29 décembre 2010 Raha tsy diso aho misy mivarotra io fitaovana io etsy Ankorondrano an (EM..)Betsaka ny transporteurs efa mampiasa azy ary hita ao daholo ny mouvements rehetra: chrono, arrêts, départ, arrivée à un point ... bref misy historique ihany koa Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
M.n.R 0 Posté(e) le 29 décembre 2010 Zandrykely a écrit:La FSAM aura une nouvelle chrono normalement pour la saison 2011 sady efa en tractation izy @ fomba hividianana azy et tout.Mivoatra hatrany sport auto zany sady fiara koa efa maro ny raitra . on avance, on avance!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Pyhdidea 0 Posté(e) le 30 décembre 2010 Vromitsa a écrit:Raha tsy diso aho misy mivarotra io fitaovana io etsy Ankorondrano an (EM..)Betsaka ny transporteurs efa mampiasa azy ary hita ao daholo ny mouvements rehetra: chrono, arrêts, départ, arrivée à un point ... bref misy historique ihany koaoui oui tokoa leuh surtout r zala manao transport carburant alou no tena mampiasa no fantatro ann!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites