Tweet 0 Posté(e) le 20 mai 2010 lay resaka 10 pilote amin rbr zala no tiko kozina oe tena ry misy bandy mazoto isolo ana d tsy koi fa tena tsy poinse tsony aminy rbr no tena marina ny rallye gasy angamba ra possible d manao za fa mety ivadika 2 roues koa za fa tsis reco tsony mitsy d aleoko tonga céderko ny place!!!!mazotoa daholo e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Smam 0 Posté(e) le 20 mai 2010 Fa ahoana lty ty miabandonner ty bainina a!!! Mandinika ny ecurie antsika aho fa raha miala Tweet sy Rimorimo moa zany ka hoe soloina bandy da miala koa ve zany ny point nentin-dry zalahy ireo? Raha zay manko de miala 692 pts isika zany. Manager, azon'ialahy jerena ve lesy io?Tena mila mikorana mafy isika fa tena be Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
andrinoa 0 Posté(e) le 20 mai 2010 grave b zany, tena mila mirecruter pilote tsika nefa iza? ny bandy rehetra efa manana ecurie daholo Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites