KGB MAX 0 Posté(e) le 26 avril 2010 - Coupes : 44 200 Ar : 13 coupes (misy facture @ teny sinoa io ambany io )- Champagnes : 44 000 Ar : 4 bouteilles (adinon'zalah ny naka facture fa teo Antanimora eo @ lé fividianana JB teo no novidina: 11 000 Ar ny iray)- Accessoires : 4 000 Ar (14 m de ruban)donc 92 200 Ar ny totaliny Budget tany @ BIGBANG: 93000 Ar800 Ar zany sisa ny ambiny: ateriko any @ Big @ ty erinandro tyNy RALLYGASY dia maneho fisaorana antsika rehetra izay nikarakara sy nandray anjara tamin'ny rallye RALLYGASY 2010 iny.Isaorana manokana i Henintsoa (izay efa membre rallygasy ihany moa ) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
iamkosmis 0 Posté(e) le 26 avril 2010 KGB MAX a écrit:- Coupes : 44 200 Ar : 13 coupes (misy facture @ teny sinoa io ambany io:lol!: )- Champagnes : 44 000 Ar : 4 bouteilles (adinon'zalah ny naka facture fa teo Antanimora eo @ lé fividianana JB teo no novidina: 11 000 Ar ny iray)Tena izany vé no dikan'ireo fa tsy hoe SUSHI SOUPE MINE SAO, Milay éééé Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 27 avril 2010 mankasitraka sy mankatelina ry "rallygasy "oooo .... tena hitohy hatrany anie izao fitavana an'ity spaoro tsika ity !!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
r@loum 0 Posté(e) le 27 avril 2010 Merci à Rallygasy....mankasitraka é... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom 0 Posté(e) le 27 avril 2010 iamkosmis a écrit:KGB MAX a écrit:- Coupes : 44 200 Ar : 13 coupes (misy facture @ teny sinoa io ambany io:lol!: )- Champagnes : 44 000 Ar : 4 bouteilles (adinon'zalah ny naka facture fa teo Antanimora eo @ lé fividianana JB teo no novidina: 11 000 Ar ny iray)Tena izany vé no dikan'ireo fa tsy hoe SUSHI SOUPE MINE SAO, Milay éééé Zà angé lty mahay teny sinoa fa facture-na restaurant io aa !!!!! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
emsics1 0 Posté(e) le 27 avril 2010 iamkosmis a écrit:KGB MAX a écrit:- Coupes : 44 200 Ar : 13 coupes (misy facture @ teny sinoa io ambany io:lol!: )- Champagnes : 44 000 Ar : 4 bouteilles (adinon'zalah ny naka facture fa teo Antanimora eo @ lé fividianana JB teo no novidina: 11 000 Ar ny iray)Tena izany vé no dikan'ireo fa tsy hoe SUSHI SOUPE MINE SAO, Milay éééé latsaka zah kle Ohatra an'ilay bandy manakny HK izany le miditra hotely kely dia tsy misy afa-tsy teny sinoa dia manondro fotsiny fa ron'ovy no miala any... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites