Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Smam

Préparatif remise de coupe Rallye de letchis

Messages recommandés

T@le remise de coupe vrc iny de niainga ny resaka hoe sao de tokony hiomana dieny zao isika RPR na de mbola @ decembre aza ny rallye antsika. Raha ny calcul tsotsotra de mila coupe 12 isa isika (3 general, 3 gr A, 3 gr N, 3 2RM) + organisation cocktail sy trano.
Ahoana ny hevitrareo?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
marina mintsy zany, fa ny tsy ampy tam lazainla teo d ny sono.

- mila mitady trano isika
- ny cocktail, afaka manao bar isika d z t isotro d mividy
- mila mitady sono kou
- ny tsakitsaky kou mila dinihina hoe inona avy
- ny coupe ndray an misy mivarotra eo apitan`i meliss antsahavola, manomboka am 50 000Fmg. d teny am horizon ivato kou za naita otranle azon`ny 1er tam Groupe a, n, 2r tam saison 2009 teo, io ndray 75 000Fmg ny mora indryndra fa ngeza le izy an.Ary farany, any chine kou toa hoe mora hono fa mila confirmena am hajax angamba.

ra tsy fantatra ny montant an`ireo zavatra ireo an tsy afaka mano kotikota tsika

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...