Smam 0 Posté(e) le 7 mars 2010 Mba te hanotany ny hevitrareo ry zalahy, raha efa manana reglage sec zao, de bad condition ny lalana de inona @ setup no kitihinareo?Raha ny ahy zao manko de ampiko kely ny gonflage de ahena kely ny detente amortisseur. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Rimorimo 0 Posté(e) le 8 mars 2010 Ankoatrireo dia ahena koa ny dureté ressortEritreritro koa ny hoe mila ahena v ny couple av et ar amzay tsy mipatine loatra, ny central no ampiana Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites