Nari9 0 Posté(e) le 9 février 2010 SltCherche urgent pompe essence electrique semi immergee avec ou sans cuve plastique. Neuve ou okaz fa am le mora ;-)Merci d'envoyer MP Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Christophe B+ 0 Posté(e) le 10 février 2010 tena aleo mividy vaovao fa ny occaz raha vao am io 6bars io dia tsy mateza an! tsy omeko 1 mois ela!!! Ny pompe manko mila milona ao anaty essence mba tsy ho simba une fois miasa ka raha occaz, sur zany fa efa maina mi coince io refa miodina kely na ra tsara chance ela dia mihena fotsiny ny pression avoakany dia lasa mirate ny vam 700 000Ar izy sans boitier ao am Materauto Bosch VraiSpoiler: aza mividy ao am RYF na dia mora aza fa zay nividyvaovao tao ES anakiray no vitany tonga dia maty Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Nari9 0 Posté(e) le 10 février 2010 Christophe B+ a écrit:tena aleo mividy vaovao fa ny occaz raha vao am io 6bars io dia tsy mateza an! tsy omeko 1 mois ela!!! Ny pompe manko mila milona ao anaty essence mba tsy ho simba une fois miasa ka raha occaz, sur zany fa efa maina mi coince io refa miodina kely na ra tsara chance ela dia mihena fotsiny ny pression avoakany dia lasa mirate ny vam 700 000Ar izy sans boitier ao am Materauto Bosch VraiSpoiler: aza mividy ao am RYF na dia mora aza fa zay nividyvaovao tao ES anakiray no vitany tonga dia matyok merci am le conseil e Spoiler: natomboko am gavage alou ny remplacement de hita eo, ts haiko tsin na gavage na principale fa sur alou fa pompe torana e, ok Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Christophe B+ 0 Posté(e) le 11 février 2010 aza taraiky mintsy manolo ilay gavage fa raha io no tsy mamely dia mamono pompe de pression satria miodina a vide izy an ! ny pompe de gavage 900 000fmg ny vaovao tao am Autogi Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites