Soafikov 0 Posté(e) le 19 janvier 2010 Hisy fivoriana izay hatao @ Alakamisy 21 janvier zao à 14 H ao @ tranon'Fafahcop izay hikasika ny Championnat RBR contest 2010 koa dia solotena ihany noho ho any koa ny antsika dia hi Big, His, Beels ary Soafikov noho ho any... koa dia ho avy eto ny tatitra @ fotoana manaraka.Koa raha misy sosokevitra mikasika ny RBR contest 2010 dia tsara hatao eto avant jeudi 21 janvier zany Miasaotra antsika mialoha Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Nari9 0 Posté(e) le 19 janvier 2010 Tsy miova ny ahy ny proposition fa ny RBR contest mety tsara raha atao système cup, manangona points -> objectif ho qualifié am finale fin d'année, ohatra 6 na 8 pilotes par classe no manao finale am faran taona !! Am zay koa ny RBR contest izay iarahana am rehetra zany no "Coupe"Dia ny V-MRC an'ny TeamSo6 no "Championnat".Hevitra iany io Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
rirymaster 0 Posté(e) le 20 janvier 2010 Ny hevitro indray dia: raha toa ka tsisy hanao le licence dia adaboy ny remise isaky ny rallye sinon ce sont les mêmes tête ihany no ho tonga hanao remise any de hanaraka amposy ndray ny @ kotikota hanao anle izy.Ka ra izaho manokana aloha dia aoka zay fa mba aleo samy present daolo na VRC na TeamSo6 na Roind point ,sns ..... de mba convivial kokoa le izy fa tsy hoe rehefa misy paintball de tonga daolo ze te hilalao de rehefa remise de tsy nahazo 1er za de tsy rarahiko ze ataon lisany any!!! JAMAIS AN Partager la passion le izy fa tsy hoe ce ke j'aime ihany vo present Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Tito111 0 Posté(e) le 20 janvier 2010 riry a écrit:tsy hoe rehefa misy paintball de tonga daolo ze te hilalao Manao alahelo-na paintball an... za mety foana amzé tapaka eo e.... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites