Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
J.Bee'ber

Ecuries RSRBR 2010

Messages recommandés

thomas_radstrom a écrit:
Soafikov a écrit:

Milay eeee !!! scratchscratch Fa maninona aloha noho Damix noho natao "fond de bannière" mifono hevitra ve io ???? LaughingLaughingLaughing


ka zà ange spons an'i lery e lol!lol!lol!

(io kou no sary hitako voalohany tato)


Mety tian'dra Soafikov ambara letsy oe leri no atao fond @ io ''pamono poulet'' io ono fa ny poulet tsinona ngamb tsisy idiran'Nos

scratch

Twisted EvilTwisted Evil

Hors Sujet v zany Radizina QuestionQuestion

scratch

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité ZoS
Radizina,

Tsy nahita post spécifique momba ny Ecurie/carrière fa ao aminy topic ecurie/stable, chaque semaine milaza ny pilote oe inona ny rallye ataony... Fa lé classement carrière dia tsy azoko.

Extrait règlement:

- "Une gestion des participations sera nécessaire pour le manager et ses pilotes, puisque le nombre de rallyes par pilote comptant pour le classement écurie sera limité à 1 par semaine. Le nombre de pilotes comptants pour le classement écurie sera également limité à 3 pilotes par rallye. Les pilotes devront se mettre d’accord pour se répartir les possibilités de gains de points sur l’ensemble des rallyes de la semaine suivante. Si le quota de pilote est dépassé sur un rallye, seuls les 3 meilleurs résultats seront retenus. Les pilotes suivants compteront pour leurs classements personnels, mais pas pour leur écurie. Il sera impossible de faire un autre « rallye écurie » en remplacement. Il sera également impossible de modifier un rallye que le pilote voulait sélectionner pour son écurie, mais pour lequel il aura oublié sa sélection au préalable".

- Nombre max de pilote 10

Les Règlements raha mbola nisy tsy namaky:

rapidshare.com Reglements_2010.7z.html

Donc plus d’implication...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Raha ny fahitako azy izany dia isak'alahady dia samy mifidy ny rallyes tiany hi-marquer points daholo, efa misy interface fisafidianana izay ao @ rallyesim zany.

Fa ny tsara manokatra topic 1 ato dia samy milaza izay rallye nofidiany avy, mba hi-gérer-na ilay zavatra

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

OK, efa lasa ny demande dia ireto izany no pilotes nalaina :

thomas_radstrom (manager) - N° 54
Riry - N° 3747
Damix - N° 2688
Nerone - N° 918
Fablide - N° 120
ZoS - N°1165
His - N° 45
Emsics - N° 1580
KGBMax - N° 555
Iamkosmis - N° 2528

Dia ianareo voatonona rehetra ireo mila mandefa mp mi-confirmer
ny intégration anareo any @ Anthonyf211.

Dia aza adino zalah ny misafidy izay rallyes tianareo hi-marquer-na points ho an'ny écurie ao @ :

http://x.rallyesim.com/

dia etsy ambony @ menu "PROFILE" dia
"YOUR STABLE CALENDAR", dia ao mi-cocher izay rallyes tiana hi-marquer-na points ho an'ny écurie.

3 pilotes par rallye ihany no mahazo mi-marquer points, ka dia hanangana sujet iray eto @ forum mrallye angamba dia mba samy milaza ao izay rallye nosafidiany avy (atao par semaine izay zavatra izay).

Ho an'izay te hanao tarmac afaka régler-ko ny fiarany. Na i ZoS koa toa manao tarmac be , afaka mizara traikefa study

Izay ary, omano ny antsy, allons tuer du pouletlol!
Même s'il y a aussi des poulet dans nos rangs ... lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:
OK, efa lasa ny demande dia ireto izany no pilotes nalaina :

thomas_radstrom (manager) - N° 54
Riry - N° 3747
Damix - N° 2688
Nerone - N° 918
Dadah - N° 158
ZoS - N°1165
His - N° 45
Emsics - N° 1580
KGBMax - N° 555
Iamkosmis - N° 2528



Pour l'honneur de l'équipe je laisse volontier ma place à Zazamadiatra ou Fablide prierprier

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
affraid

raha mazoto fablide sy ry zazamaditra de tsy maninona omeko azy koa ny toerako;

fa raha rehefa afaka manampy mihoatran'ny folo kosa dia ma ampidiro ao ihany e

flower

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Merci à vous mais je rejoins le team VRC pour cette année... Laughing

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

OK ary i Dadah izany nosoloiko an'i Fablide dia i Emsics tafajanona
ihany (sady i Emsics toa mi-participer be an Very Happy )

Tena 10 ihany ny maximum ny isan'ny pilotes fa raha tsy izany nampidirina daholo (mbola misy nantsoina aza Very Happy )


Fa raha ZoS sy fablide izany no ato tena mety hiady classement ihany
ny chicken killer an cheers

zà sy emsics manao izay hi-assurer point fotsiny (na kely aza lol! ), Riry rehefa tsara ny provende-ny manidina be lol! Nerone efa avec G27 dance Damix efa mikotrana be study His ampiantsika rehetra mba tsy hanao tonneau intsony lol! Emsics le roi des A5 dance KGB naika champion GrN 2009 clap Iamkosmis challenger favy ao @ S1600 ...

Aiza moa ry rond point teo ?? lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:
i Emsics tafajanona
ihany (sady i Emsics toa mi-participer be an Very Happy )



zà sy emsics manao izay hi-assurer point fotsiny (na kely aza lol! Emsics le roi des A5 dance

lol!


très honoré lesy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:
His ampiantsika rehetra mba tsy hanao tonneau intsony lol!

Latsaka rery ndray a ato mamaky anty post ty le... ptdr lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité ZoS
Lol ! Ary tsy niteny aho oe hiditra team. So dia tsy mety lé sacrifice ny soafahana nefa izy ko mba té anao team ?
Fa tsy koi ko ra tafiditra ato. Fa so dia lasa maka place na olona hafa...

fablide ok ihany zany?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ZoS a écrit:
fablide ok ihany zany?
za d' mety amiko daholo fa juste oe tsy sur oe anao rally bediabe.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ZoS a écrit:
Lol ! Ary tsy niteny aho oe hiditra team. So dia tsy mety lé sacrifice ny soafahana nefa izy ko mba té anao team ?
Fa tsy koi ko ra tafiditra ato. Fa so dia lasa maka place na olona hafa...
fablide ok ihany zany?


An an an i Soaf efa niteny hoe il cède sa place dia efa lasan'ialahy izany


Citation :
za d' mety amiko daholo fa juste oe tsy sur oe anao rally bediabe.


Tsy olana fa écurie manal'azy ny antsika tsisy obligation tsisy pression fa izay mampa-afaka ny tsirairay ihany - fa ny tsy maintsy atao fotsiny dia ny mandefa MP @ Anthonyf211 ao @ forum rallyesim miteny hoe :

"Izao pilote {pseudo} N° ... dia hiditra ao @ écurie Team So6 Chicken Killer"

Ato ny forum rallyesim ho an'izay tsy mahalala

http://www.rallyesim.com/forum/index1.html

Dia manaova inscription (ny pseudo-nareo ihany ampiasaina) dia
alefaso ny MP

Dia mba confirmer-o etp rehefa lasa ny MP-nareo

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Fanindroany aho zao no nanao Inscription kanefa mbola tsy nahita anle TeamSo6 CHIKKEN KILLER aho hatr@zao ao @le liste des écuries confused

De supposition nena le hoe haka point dia tokony ny Manager du Team no mandefa MP ho an'izay pilote handray départ @zay rallye ao @ calendrier.
Ho ana manokana alou dia ataoko daolo ze mipotra ao @ RSCenter ao e flower

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Efa vita tompoko ny MP nalefa tany amin'i Anthony, fa tsy nisy feedback avy any amin'ny RS dé tsy fantatra hoe ahoana.
+1 amin'léresak'i Riry koa!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
riry a écrit:
Fanindroany aho zao no nanao Inscription kanefa mbola tsy nahita anle TeamSo6 CHIKKEN KILLER aho hatr@zao ao @le liste des écuries confused

De supposition nena le hoe haka point dia tokony ny Manager du Team no mandefa MP ho an'izay pilote handray départ @zay rallye ao @ calendrier.
Ho ana manokana alou dia ataoko daolo ze mipotra ao @ RSCenter ao e flower


Ka ny compte-n'i Soaf no nampiasain'ialahy t@ voalohany dia tsy pris en compte iny !

Rehefa ni-confirme par MP daholo ny pilotes vao créé ilay écurie
izany no ilaina hoe mba lazao eto izay avy ni-confirme

Dia ilay hoe mandefa MP @ calendrier-ny rallye, ho imposer-na vé izany ny rallyes ataon'ny tsirairay ?????

De toute façon aleo aloha créé ny écurie vao alamina ny @ izany.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité ZoS
MP evoyé à Anthonyf211 hier.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ok!! aleo fa ho ataoko zao kleu Wink


Zay fa lasa ô Smile

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Beels> Tsy azoko marina lty lé écurie a ... nandeha hi-cocher ny rallye tiako hi -marquer-na points ho an'ny écurie aho dia rallye 1 par semaine ihany no azo cocher-na ... izay mihitsy vé ?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:
Beels> Tsy azoko marina lty lé écurie a ... nandeha hi-cocher ny rallye tiako hi -marquer-na points ho an'ny écurie aho dia rallye 1 par semaine ihany no azo cocher-na ... izay mihitsy vé ?


Tô izay mihitsy lé izy an! fa izany hoeafaka mankany any amin'ny CAREER CALENDAR izany dé à titre perso no hangalana points indray amin'izay Smile .

Fa ahoana marina moa ny comptabilisation des points:
- rehefa par équipe,
- rehefa perso?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité ZoS
Nia Catalunya.

Fa i radstrom iany no nanao safidy !! lol !

Petits rappels:

- mila cochena avant la semaine du rallye lé izy!
- efa ita ny choix any co-équipier (+pratique kosa).
- 3 pilotes, maximum, marquent des points écuries sur un meme rallye.

zay, ok.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:
- Ny rallye nosafidiako @ ity semaine ity hi-marquer-na points
ho an'ny écurie :

Hungarian Championship

Teneno eto koa ny an'ny hafa


OK .......

D ra i-marquer @ rallye afa d aiza misy cocher-na lti Question
D points @ écuries sy points perso v no azo @ io lti Questionscratch

Mety asiko 'reo France Cup 'reo manko an Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mr le Manager

Antso avo Mr le Manager lol!


Efa ''closed'' kay ny @ ti semaine ti an

@ erinandro dray zany

sml2sml2

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...