Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
J.Bee'ber

Nation's CUP 2010 sur Rallyesim

Messages recommandés

Ok ary, aleo atao teny gasy ty. dia aleo fa ho fafako lay RB dia samy manao passe passe eo zay efa mahafantantra.
Radem any am remise manao mise au point tsika sy izay tonga any.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Beel@bb@ a écrit:
Ok ary, aleo atao teny gasy ty. dia aleo fa ho fafako lay RB dia samy manao passe passe eo zay efa mahafantantra.
Radem any am remise manao mise au point tsika sy izay tonga any.

Ary toa tsy misy ilay any zapon lé tena tian'ialahy iny ny RB .............snif geek

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bounce afaka tsara mintsy ny tenako fa andrinoa no pseudo ao am rallyesim, merci an

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mc Crash a écrit:
Beel@bb@ a écrit:
Ok ary, aleo atao teny gasy ty. dia aleo fa ho fafako lay RB dia samy manao passe passe eo zay efa mahafantantra.
Radem any am remise manao mise au point tsika sy izay tonga any.

Ary toa tsy misy ilay any zapon lé tena tian'ialahy iny ny RB .............snif geek

Tena saika ho asiko, fa tena nieritreritra za sao dia tsy mety lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
indamix a écrit:
i RALOUM kou ono zany partant fa tsy tafiditra ato @ mrallye ledala lou zao

Vonona za tompoko....
mba alefaso mail amiko zann RB zann zé manana azafady.

raloum@moov.mg

cheerscheerscheerscheerscheerscheerscheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Za koa azafady o!!!!fa afaka avela teo angeh iny dia ovaina kely amzay ry lerony voafitaka!!!!bon c'était une parenthèse fa mba alefaso mail any amiko lé izy hikotranana .Merçi

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mc Crash a écrit:
Beel@bb@ a écrit:
Ok ary, aleo atao teny gasy ty. dia aleo fa ho fafako lay RB dia samy manao passe passe eo zay efa mahafantantra.
Radem any am remise manao mise au point tsika sy izay tonga any.

Ary toa tsy misy ilay any zapon lé tena tian'ialahy iny ny RB .............snif geek

Raha vao any fotsiny ny RB dé MPeo izahay ééé! bouncebounce

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
iamkosmis a écrit:

Ny RB ary kay efa nivoaka an! http://x.rallyesim.com/roadbook.asp?rallye=Qualifying%201%20Group%20D

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Round 1

Messieurs,

L'heure est venue d'aller nous jeter dans le grand bain de la Nation's Cup.
Notre avenir est desormais entre vos mains. Gonflez nous d'orgueil et surtout faites vous plaisir car ce n'est qu'à cette condition, que vous trouverez la fore, le courge d'affronter nos adversaires.
Le roadbook est déjà affiché et du 03 au 09 Mai 2010, vous allez vous battre à coups de secondes dans ces ES que vous aurez au préalable bien parcourus j'espere.
Bonne chance à vous.

Ho an'ny Tanindrazana

Beelabba

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Beel@bb@ a écrit:

Ho an'ny Tanindrazana

Beelabba
ngah tsy hoe "Masina ny tanindrazana" lol!lol!

Blague à part, alefa zalah!!! zay maka an'lisany!!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Matoky an'ny lisany ry zalahy a
A fond a fond sans KKK de ao tsara e clapclapclap

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ho an'ny TANINDRAZANA e...

Mba omeo torohevitra ihany @ fiara raha misy azo ifanampiana sitranay segondra e...

Mahereza ho antsika rehetra zany...

duelduelsportifsportifsportif

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
très important

Ahafahako mba manampy anareo dia ilaiko fantarina hoe inona avy ny fiara ho entinareo amin'io fotoana io. Fa raha ny tsara aloha, dia aleo nareo tsy maka fiara samihafa be dia be loatra.
Ho an'i reo zay tsy matahotra ny ande mafy ary mahatoky fa tsy anao sortie dia ny C4 WRC 07 no tsara. Ho an'ireo zay mila fiara tsara suspension sy tsy mampatahotra dia ny Focus 07. Kanefa dia afaka manao choix hafa nareo fa tsy maninona ra zay no hitanareo hoe mety. Wink

Koa samy manome ny fiara zay ampiasainy ahafahako manao suivi sy manome reference na temps ho anareo .

Tena ilay FOCUS 07 aloha no ampiasaiko hatreto fa efa nandrana C4 ihany fa tena tsy tana mihitsy ny derrika an! ... fa aoriana vao mety miova ihany angamba. Ny mailaka: iamkosmis@yahoo.fr

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ny ana C4 wrc 07 ny dabako amin io nation s cup io zany no tena marina e

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Beel@bb@ a écrit:
Mba sorato lay mail azafady tompoko. bouncebounce

hhihihihihi..... aza mora tezitra moa gaston aaaa !!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
misy session test no créeko ho an le nation cup ao zalah ho an zay hafaka
nasiko mot de passe le izy

à21h aty am tanana

anaran session:fanandramana
mot de passe:madagasikara

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
maiba a écrit:
misy session test no créeko ho an le nation cup ao zalah ho an zay hafaka
nasiko mot de passe le izy

à21h aty am tanana

anaran session:fanandramana
mot de passe:madagasikara

Okay hiezaka ny ho avy é Smile

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
maiba a écrit:
misy session test no créeko ho an le nation cup ao zalah ho an zay hafaka
nasiko mot de passe le izy

à21h aty am tanana

anaran session:fanandramana
mot de passe:madagasikara

aiza lety no mijery resultat fa to tsy afaka jerena le izy bounce

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Oviana ndray ny session test ry zalahy?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Aleo fa asiko rariva ary e camper
Départ à 21H kosa angamba mety @ rehetra an!!!
Bon reco sy bon setup daolo ary oooooooo poulet5

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
riry a écrit:
Aleo fa asiko rariva ary e camper
Départ à 21H kosa angamba mety @ rehetra an!!!
Bon reco sy bon setup daolo ary oooooooo poulet5

mdp otrany lay farany teo iany v QuestionQuestion

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tena voan'ny decallage horaire kosa e, depart @ 22h aty dago io affraid
Nasiako session @ 21h20 ho an'ze maika ijery foot avy eo

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
SadSad
Ts tafa za androany zalah fa ts bul vita ny matoss-ko palepale
Radem ikézaky ny anenjika mafy sy anao zé mety Twisted Evil

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Session Reco+Setup rariva avec MdP=teamso6 à 20:45 départ fa le omaly mbola noheveriko fa +2H le décalage de lasa 21H lol!

poulet5

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ahoana marna ry zalahy ny kotran'ny ekipatsika ao. Mba mitsapa session ihany aho ndraindray fa toa vitsy ihany no maka depart ao

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...