Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Tweet

amin manaraka ndray e!

Messages recommandés

tsy aiko intsony ra nandray départ na tsia ny marina fa niala andaharana noho ny fatina ordinateur!
1 -hier 22h mbola nitady update 10 any amin hajax sy smam lol!
2 -tsy mety tafiditra rscenter
3 -tafiditra d nanao ss1 d nandefa temps d tsy nety lasa nalefa ihany ny ss2 d nivaoka ny temps an ny rehetra fa ny ana ihany no tsy tao
4-nanao es3 vao andray départ d ni reboot tampoka ny ordi..... d izay vita teo ny rallye
tsy afaka nanao leg 2 intsony fa abondant e! SadSad
very daholo ny chance tamin championnat e!
Félicitation leisy ra irina a!tena endrana lay tanner e!miaiky zay
amin 2010 ndray e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...