fond_de_6 0 Posté(e) le 10 septembre 2009 Slt. Tonga eto Kigali androany za sy Mathieu, milay ny tanana, mitovitovy tanteraka am Tana ihany fa be fiakarana sy fidinana kokoa...tena pente be mintsy... lol Rapitso na sabotsy ny Sub sy ny mecano no ho tonga ka tonga dia handrava boite de vitesse zay fa misy piece ho soloina. Momba le N8 dia erratum in fa N10 ihany no any. Ny tena olana dia milaza ry zalahy fa nandroso be ny periode de pluie ka manambana izy ato.... mety ho grave ra misy orana . Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Tito111 0 Posté(e) le 10 septembre 2009 Mety grave ian zany fiakarana sy fidinana zany @ lé daba an, surtout avec la longueur des spéciales... take care iany.. On croit en vous les gars.. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Christophe B+ 0 Posté(e) le 11 septembre 2009 asi zalahy a! en tout cas tsy pire no ambatomanga ankadimanga ny ES any e! asio asio asio! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites