Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
daday

TSY NAHARAKA RSRBR2009 MIHITSY

Messages recommandés

Salama Daholo

Mba misy akama afaka manazava ny fomba filalaovana an'io RSRBR2009 ve? tsy naharaka mihitsy ny tenako nefa mankafy rallye.
PS2 no tena filalaovako.
Mila fananmpiana.
Raha misy afaka manome n° tél ahafahana miantso haingana vaomaika tena tsara.
misaotra

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

sali daday dia tonga soa e!
ny RSRBR09 zany dia sur PC no azo lalaovina! tsotra ihany ny milalao azy fa mila manana matôssy somary matanjaka fotsiny. 512 de RAM 14Go de libre ao am DD dia Carte graphique 256Mo ( raha tsy diso aho ireo no minimum ilaina raha té hilalao tsara).
refa installé ny RSRBR09 dia misy an ny rallye center dia a partir an io no mandefa ilay jeu, choix de voiture , circuit et tout. à part ca dia mitovy an ilay ao am ilay am Play station indray.
Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ok la suite...
dia araky n y efa fantatr'éla dia misy championnat maromaro en ligne izy io via rallyesim: WRC, IRC, France, Belgique, Portugais, Espagnol,..., dia surtout MALAGASY , izay ataotsika hoe V-MRC
tsy maintsy ilaina lay patch RSRBR09 ary a jour vao afaka manao anreo
Ny so6 moa dia faly mizara an io maimai-pona fa aza misalasala manatona
Ny toerana angalana azy dia Cyber NETBOX Ambatomitsangana na Cyber NETACESS Ampasamadinika

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Christophe B+ a écrit:
sali daday dia tonga soa e!
ny RSRBR09 zany dia sur PC no azo lalaovina! tsotra ihany ny milalao azy fa mila manana matôssy somary matanjaka fotsiny. 512 de RAM 14Go de libre ao am DD dia Carte graphique 256Mo ( raha tsy diso aho ireo no minimum ilaina raha té hilalao tsara).
refa installé ny RSRBR09 dia misy an ny rallye center dia a partir an io no mandefa ilay jeu, choix de voiture , circuit et tout. à part ca dia mitovy an ilay ao am ilay am Play station indray.
Wink


Le carte graphique tsy hoe 256 Mo fotsiny no minimum fa au minimum puce Geforce FX5200, zany hoe raha latsaka an'io (MX4000 ohatra) na équivalent latsaka an'io dia efa tsy mandeha.

io FX5200 io aza efa indraindray manjavona ny hazo Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Citation :
Le carte graphique tsy hoe 256 Mo fotsiny no minimum fa au minimum puce Geforce FX5200, zany hoe raha latsaka an'io (MX4000 ohatra) na équivalent latsaka an'io dia efa tsy mandeha.

io FX5200 io aza efa indraindray manjavona ny hazo


ary raha NVIDIA Geforce GO 7300 ??

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
daday a écrit:
ary raha NVIDIA Geforce GO 7300 ??


Za zao io mitsy ny carte ampesaiko, mande tsara fa tsy afaka poussena kosa aloha ny graphisme fa moyen ihany raha tsy te hi lag !! Smile

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...