rivo 0 Posté(e) le 14 novembre 2008 Sali daholo zalahy, Miala tsiny fa tena tsy tafandalo fa taraiky be foana vao mirava ka ezahana amin'ny Lundi 17 Nov izao no ipayena ilay Ar 18 000 ao @ dra Prez. Ok daholo e ! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dzaomalaza 0 Posté(e) le 14 novembre 2008 tsy tafandalo androany hariva fa demain aprem za prez mandalo a Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Bigbang 0 Posté(e) le 14 novembre 2008 dadah a écrit:Tsi2 a écrit:nen'i Dadah master koh zany alefa eto ny akanjo r'efa azo koh, fa mila re-scanner-na le izy avy eo mba ho lehibe² kokoa fa mavesatra lôtra raha atao taille normale efa niandry mihitsy za hoe iza iary no ahita zay valiny zay loll Miandry ahy ao foana ny anjarako e Asiako 18 000 Ar foana aty amposiko ka fa rehefa tafajanona eo amin'dra bigbang eo za de mivily ; na de hividy le sosisy eo aloha aloha eo ihany aza; fa le parking koa anie tena mampararyandoha eo e Zany hoe tokony efa hijanona ao amin'i Bigbang ao foana zany le Taille L hoan'i Dadah ra zany ny plan an la d alo mandalo direct any am Prez, fa aty ny caisse fa ny livraison to ary Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Soafikov 0 Posté(e) le 16 novembre 2008 Ilay soumizou ry zalah tsy maintsy ho payé-na @ alatsinaiany koa dia tsara raha mba mandalo @ io andro io izay mbola tsy nahefa fa ireo izay haka ny azy dia tsra mba miantso kely alohany mandalo fa tsy hapetrako @ ireo N sy D ilay izy eeee ...dsady tsra koa ny mba mifankahita eeee Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
r@loum 0 Posté(e) le 17 novembre 2008 Soafahana a écrit:Ilay soumizou ry zalah tsy maintsy ho payé-na @ alatsinaiany koa dia tsara raha mba mandalo @ io andro io izay mbola tsy nahefa fa ireo izay haka ny azy dia tsra mba miantso kely alohany mandalo fa tsy hapetrako @ ireo N sy D ilay izy eeee ...dsady tsra koa ny mba mifankahita eeee tenn tsy afaka mandalo mihintsy za atra@ 26/11/08 fa tenn repitra be, fa tenn kandra ..... mba tazomy ao ny nà svp...fa andalovako ao.... Total Boum: 18000 ar (chemisette) + 10000ar (coti nov 08) + 2000ar (écusson)raha mboll miss... Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
kikoolin 0 Posté(e) le 24 novembre 2008 Taille 40 iray raha mbola misy o Aiza no alaina ? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dzaomalaza 0 Posté(e) le 24 novembre 2008 zany misy taraiky. otrn taille 50 daolo sisa ny ao an! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites