thomas_radstrom 0 Posté(e) le 2 novembre 2008 Mitady an'ireo ho an'i Trophée Andros e Dia mbola mitady train arrière koa fa tsy nety indray ilay azoko tato. Ilay carbu dia marihina fa double corps vao mety, raha miaraka @ collecteur d'admission koa vao maika tsara. Okay Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Dzaomalaza 0 Posté(e) le 3 novembre 2008 antsoy fotsiny aho bain'fa mety mahasoa a! manana carbu solex 40 aho 4 corps miaraka amin'ny pipe sy train arrière ana 205 anakiroa fa tonga dia amin'ny 309. Tonga dia raikitra indray ny SO6 control raha mahazo an'ireo iny an! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom 0 Posté(e) le 5 novembre 2008 Merci lesy bain a OK fa antsoiko ialahy Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites