michigan 0 Posté(e) le 18 septembre 2008 Carrosse : vo avy no décarossé-na (hitako mihitsy ny nanaovana azy) OK Vo avy nolokoina (Kapci brillant direct) ny vam fa dia misy mastic ny aile arrière droit OK Pare-choc : mbola mahitsy tsara daolo OK Jiro : complet tsara OK Moteur : 1600 DA std partout mijajika bé SUR VE D IZA NO NAITA NY TAO Alternateur : d'origine Train avant (rotule, amort, amort de direction,.....) mbola masaka bé daolo Train arrière : cardan 8x31 dorizaka manitra tsara (tsisy feo) NY 8*31 DIA LONG LOTRA HO ANA 1600 SURTOUT WE VAM ANOVANA TT Equipement dorizaka fa nalamina fotsiny.Tableau mandeha daholo (jauge, témoins, tt.....) Batterie : vaovao Hankook Capote : neuve même no sady misy koa ny portière 4 Jante par 14 dorizaka miarak'@ pné usure 25%. 15 NO DORIZAKA FA TSY 14 Paps : OK Marihiko tsy d nihetsika firy ary mbola tsy afaka rodage akory aza hono lé motika ozy ny méca nanao azy. Fehiny : tsisy kitihina ny entana fa mitondra lasantsy d GO. Ka vaka ny saiko zalah hoe ho asiako sa tsia satria "tsy mora" ny entana satria efa restaurée. Marina fa tsy dia lafo bé fa tena tapaka bé ny bandy @zao kanefa ny valala tsy in-droa mandry am-bavahady. Ka mba manontany an-lisany a hoe raha ohatrinona io vaika io no azo lazaina fa mora? ENTRE 15 18 ANY MAX LATSAKIZAY TONGA D ALAIVO D APREVEO ZAY RARIVA Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites