Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
His

RALLYE 6ème BOENY

Messages recommandés

Les infos sur ce rallye et les discussions sont ouverts. geek
Grille du Rallye en ligne

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Maitre His

Tsy haiko na ny machine-ko na ny connexion ko no misy pbl fa tsy mety misokatra ilay rallygasy.tk

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Manondrakondrana izay ilay hébergeur tsindraindray Evil or Very Mad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Marina loatra Embarassed Amboariko rehefa avy eo Embarassed

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Arakarak'izay mpandray anjara eo ihany.
Fa raha vita ny mitsu dia mety Laza io. Mety ho faharoa i Mickael @ io raha tsara préparation, satria @ ilay misy sable ny parcours, dia miteny ny puissance, raha hay koa ny mi-exploiter an'izay.Moa avantage iray ho an'ny Mickael ny efa nanaovany an'io rallye io t@ herintaona t@ Toy.
Nefa ts'fantatra izay mety ho apoakan'i Matio tampoka eo, fa raha mbola voa i Mickael eo dia angamba mila manao session @ drift ndray.
Raikitra ihany ve izy io ry Poetic lay 2è session Drift, na izay akaikin'ny ASA Tana?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Arahabaina indray izany i Matio.
Fa ilay écart entre Louvel ( 2è ) sy Mickael ( 3è ) aloha dia ts'azoko e, sa nisy blema ny Toy.
Naninona indray ny Mitsu? efa hatr@ ny nahazoan'i Laza an'iny fiara iny mihitsy no misy blema foana ( t@ zany nifampitsako t@ Joda sy Déthier ). Préparateur ve? sa sao dia tokony hitady fiara fiable kokoa?
Miandry ny rallye manaraka indray zany.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Marcus a écrit:
Arahabaina indray izany i Matio.
Fa ilay écart entre Louvel ( 2è ) sy Mickael ( 3è ) aloha dia ts'azoko e, sa nisy blema ny Toy.
Naninona indray ny Mitsu? efa hatr@ ny nahazoan'i Laza an'iny fiara iny mihitsy no misy blema foana ( t@ zany nifampitsako t@ Joda sy Déthier ). Préparateur ve? sa sao dia tokony hitady fiara fiable kokoa?
Miandry ny rallye manaraka indray zany.


Raha ny voalaza tamin'ny gazety (express anagamba izy izay) dia toa hoe nivoaka ny lalana ny mitsu ("vol plané") dia rava mihitsy ("complètement cassé") Tsy hay izao izany raha ho tafarina mialoha ny rallye manaraka. Fa ny titre aloha mety efa mampamangy ho an'i Laza e!
Mahagaga ihany ilay izy satria toa efa nahazo ecart bebe ihany ilay
Fa io angamba miandry ny fiverenan-dry maître his avy any. Eo isika mahita izy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité
Citation :


Raha ny voalaza tamin'ny gazety (express anagamba izy izay) dia toa hoe nivoaka ny lalana ny mitsu ("vol plané") dia rava mihitsy ("complètement cassé")


Ny gasy koa anie refa miresaka dia otrany tia manitatra zay iany eee !!!..ka na fiara mety hoe latsaka tanaty tatatra aza d natao hoe "nanao vol plané mihintsy" !!!!! RazzRazz ...fa dia miandry ny envoyé special ( ry maitre his sy ny ekipa rehetra) avy any an'toerana zany hanome ny vao² marina izay tsy hanampiana ary tsy hanalàna ee !! lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Kaiza daholo e!!
Lasan'i Mathieu tokoa ny rallye du Boeny t@ taona ity lol!
Saika marina ihany lay hoe "nanao vol plané" ny mitsu. Cool Ratsy réception après saut ry zareo ny tena marina, nitrosona ny lohany dia vaky ny radiateur d'huile, ni-abandonne izy avy eo tao @ ES manaraka. Embarassed
@ akapobeny dia rallye tena spéctaculaire ihany ilay tany, surtout @ lay fasika.
Sinon nanao be koa ilay sub ny Mr Terrinen (2 scratchs) i Tina koa dia nampiseho fa efa manomboka ao tsara izy. Ary i Nashemy nanao démo kely mihitsy fa rehefa mety ny fiara dia maharaka tsara izy.
Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...