Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
dadah-mrallye

Rallye SRK 13 - 14 - 15 juillet 2007

Messages recommandés

Sao dia mba efa misy manana informations générales amin'ilay rallye?
Ny Pc izany efa sur fa SRK Rolling Eyes
Firy km ilay izy au total dia firy kms ny spéciales firy ny isan'ny spéciales etc...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
@ Lundi no mety ho fantatra ireo rehetra ireo ka jocolor

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Amin'ilay pont ve?

Dia manararaotra fa dia ho tsara fety daholo amin'izay fetim-pirenena izao ee

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité ...
raikitra k!

8 spéciales dont 4 a-r

Faha misy 37kil zany hono!!
Tonga d miseo ny écart ao!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

sode mba tokony atao 2 andro (2 jours) fotsiny zany SS miisa 8 zany

zany ve no atao 3 jours tsy fandaniam-bola ho anay mpijery





What a FaceWhat a FaceWhat a FaceArrow

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
Ity ary aloha ny grille e!! flower


MMMerci HIS bouncebounce

flower

Fa lavitra zany lalana izany marina manala 100 km eo vao tonga any amin'ny faranay SS lavitra indrindra (ANTSIRAMBY)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ary ireo superspéciales ve sur double piste sa piste tsotra? Dia misy circuit hafa ve no hanaovana azy sa eo @ circuit-ny kart ihany?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Marcus a écrit:
sa eo @ circuit-ny kart ihany?


Otran'ny tsy ho marina mihitsy kosa zany

WinkWink

sady to 1000 m monja ny piste lehibe rendeer

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Teo @zany piste nanaovana Quad izany hono e!! jocolor

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ny sur aloha zany de ho henjana ny sanjila ho an'ny mpijery affraidlol! . Rallye anaty akata ty study

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Sode mba efa nisy nahita aloha ireo lalana ireo e
Manao ahona ny etat any amin'izao ora hitenenako izao lol!
Tena henjana ihany manko le hanao reco any an

anaty akata tokoa cherryflower

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Sady lavitra ilay izy no payant daholo ny akamaroan'izay aleha Evil or Very Mad
Ny fidirana ao @ SRK payant, ny reco koa toa payant (10000Fmg par journée izay)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité

tss...mijaly ndray zany ny madinika e !!!...ny point positf fotisny dia izy misy spegany vao² e !! cheers ..rien que pr ça ça vaut le detour !! Laughing ..na raha tsy tia handoa vola ao @ srk dia aty ivelany no apetraka ny fiara ee !!mdr..zany hoe dia ho sahin'ry zalà ve ny hanao vidim-pidirana 25000 otrany ny @run reny?? scratch ..manararô-paty kosa izy raha manao an'zany lé Evil or Very Mad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ka ts'ho voavidy mihitsy ilay boite de vitesse ny 206 raha ts'ampandraisina anjara kely daholo tsika.
What a Face

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
Sady lavitra ilay izy no payant daholo ny akamaroan'izay aleha Evil or Very Mad
Ny fidirana ao @ SRK payant, ny reco koa toa payant (10000Fmg par journée izay)


Lalina zany lehiretsy scratch

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
affraidaffraidaffraidaffraid

Oh my God affraid

Efa zany mihitsy ve le lalana any sa amin'ny rallye ihany

Satria HOan'ny commune kosa anie zany ny sosy eh fa tsy hoan'ny Organisateur ;
Mba nankaiza ary izay le Mecano an'ny Roi Lion lasa CHEF Cuisinier an'ny SRK, mbola tsy hiasa ihany ve geekgeek
Fa Tena henjana ihany aloha zany e
[b] palepalepalepalepalepalepalepalepale

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mety hisy fiantraikany amin'ny participation ihany ilay izy satria
misy équipage fantatro fa tsy handray anjara satria hono lavitra be ilay réco no vaovao ka tsy misy note de base fa tsy maintsy manao passage maromaro hi affiner na ny note
Na ny mpijery aza tena kivy ihany amin'ilay ranon-kisoa holaniana any

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Le izy dezaka alou zany no tena bleme e Shocked , fa ny + aminy kosa zao de oe mitovy daolo ny mpandray anjara rehetra @ resaka notes satria samy tsisy mahay lalana fa vo hanao reco daolo sunny . Isika mpijery no tena voa mafy volohany lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Raha ny fahazoako azy dia:
- 10000Fmg par journée ho an'i commune
- 20000Fmg: vendredi sy samedi eny Imerintsiatosika
- 30000Fmg: Dimanche, satria hono misy manche na scooter sy run koa @ io!!
Be no efa henoko koa hoe tsy hanao satria lavitra ilay izy.
Ny mahafinaritra @ io koa anefa dia vaovao ny lalana, misy contrainte kely ny fanaovana reco (vola aloha isakin'ny hanao, izay raha ny hevitro aloha dia tsara ihany, ary tokony ho be be ary satria io ihany koa anisan'ny hanenana ny isany passage reco ataon'ny concurrent)
Hita eo izay tena mahay mandray note precis ao anatina passage vitsy. Tadidio fa ny an'i FIA, 2 passages ihany ny reco sady tsy dia mahazo mitrifana loatra izany Rolling Eyes Zany hoe mety fianarana be ihany io!!
lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ny sôsy @ reco sur fa tsy olana ho an'ny mpandray anjara satria 10 000fmg/jour tsy oe volabe mankaiza rabbit
Fa tsy azoko ihany le oe lavitra de tsy hanao nefa reny aza ny rallye misy any Jangill Rolling Eyes .
Taloha aza nitety an'i Gasikara mihintsy Basketball

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bibill a écrit:
Ny sôsy @ reco sur fa tsy olana ho an'ny mpandray anjara satria 10 000fmg/jour tsy oe volabe mankaiza rabbit
Fa tsy azoko ihany le oe lavitra de tsy hanao nefa reny aza ny rallye misy any Jangill Rolling Eyes .
Taloha aza nitety an'i Gasikara mihintsy Basketball


tsy ilay 10.000 fmg par jour no henjana fa ilay hoe miala 50 km avy eto amin'ny ville no depart spéciale. dia 50 km de plus koa ny spéciale
Tsy maintsy iverimberenana matetitetika.

taloha ange tamin'ny nitety an'i gasikara ny rallye 64 Ariary ny litatra amin'ny essence ny mbola tadidiko io a (317 fmg izy tamin'ny 1990)

Le mankany Mahajanga indray sady vacances iny afrolol!sunny

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Le fandaniana hoan'ny mpifaninana aloha tsy hidirako iny satria ; tena raha saison iray manotolo no kaotina de e e e; vola be zany e pirat
ka samy manana ny azy io; na efa limité ny budget de vao nitombo otran'io de tsy tafa intsony , fa raha hoe ny pourcentagen'ny fandaniana amin'ny saison iray manotolo kosa no jerena de tena kely ihany zany resaka 2 000 ar/jours amina reco zany
Fa aminay mpijery aloha zany efa hitany ihany ;
fa io koa anie raha hoan'ny mpifaninana amin'ny ankapobeny to saika indray andro ihany no anaovana ny lalana iray na lalana mifanohy maromaro de ampy e, izany iray andro izany mety ho passage tsy haiko in-4 mandroso sy miverina

fa raha raisina amin'ny Andriampamaky : PK 33 de manampy 23,10Km; tonga any Sambaina koa aloha nisy notsakoina ihany e
De le Andriampamaky; Ambohimanga ; SS 28Km; Isahafa; Lazaina koa ;

Fa zany hoe isika mpijery rehefa mahita kely aty ampidirana de efa milay; Amin'ity farafaharatsin'ny raha te ahita kely eo ampidirana mila manao 50 km jocolorLike a Star @ heaven

De ny hoe misy tsy handray anjara, cyclopscyclopscyclops
Tsy poins hoan'izay hiady Championnat rehetra zany (Général, groupe, classe,...) indrindra raha hoe efa nanala ny manche Majunga tao anaty budget studystudy

Fa le 4 000 ar sy 6 000 ar be zao kosa aloha tena scratchscratchgeekscratchgeek na tao amin'ny Palais de sport aza to tsy zany an drunkendrunkendrunken raha io de tena le resaka boite lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Manaraka izay aleo ity C/C tao amin'ny réglement SRK ity alefa eto ; fa na izaho aza otran'ny mila 15 jours eo vao mety hahazo ny rehetra tiany ambara


REPECHAGES

Il ne sera autorisé qu’une seule possibilité de repêchages durant tout le rallye.
Toute voiture concurrente exclue en raison d’un dépassement de délai de mise hors course ou qui ne parvient pas à pointer à un contrôle peut prétendre au repêchage.
Elle sera autorisée à prendre le départ de la section et/ou de l’étape suivante, après approbation des Commissaires Techniques. Ils réintègreront le classement officiel.

Ils seront indicés par épreuves spéciales non effectuées, du temps moyen pris sur les cinq (05) derniers de chaque spéciale concernée et ce à l’appréciation des Commissaires Sportifs, rajoutés de cinq (05) minutes. Si le repêché figure dans le groupe des cinq derniers, il sera pénalisé du plus mauvais temps plus 05 minutes

Si l’abandon se produit dans le dernière liaison d’une fin de section et/ou étape, et que l’équipage prend le départ de la section et/ou étape suivante, il sera pénalisé du temps de délai de mise hors course, 15mn plus 05mn soit 20mn ; s’il ne prend pas le départ de la section suivante, il ne sera pénalisé que du plus mauvais temps des spéciales non effectués plus cinq minutes.
Tout équipage ayant abandonné devra remettre impérativement leur carnet de bord à la voiture balaie. Les équipages devront informer le DCA de leur intention de repêchage. Après l’abandon, le véhicule doit rester à l’endroit où il a « abandonné » jusqu’à ce que le directeur de course donne l’autorisation de le déplacer et ce après avoir remis leur carnet de bord pour contrôle.

Le départ d’une voiture concurrente ne sera accepté que si l’équipage se présente au parc fermé ou au parc de réparation de départ de la 3ème section d’après son abandon pour contrôle technique, en sachant que la section à la quelle s’est produit l’abandon est considéré comme la première section. Il n’y aura pas de repêchage lors de la dernière étape.

Ils devront présenter leur voiture au parc au pus tard
-pour le départ de la section 30mn avant le départ
-pour le départ de l’étape 60mn avant le départ
Tous les pilotes doivent être positionnés dans la liste de départ suivant une proposition du directeur de course et approuvée par les Commissaires Sportifs. Les Commissaires Sportifs peuvent repositionner tout pilote.
Ils bénéficieront des points relatifs à leur rang à l’arrivée finale.


flower

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
dadah a écrit:


REPECHAGES

Si l’abandon se produit dans le dernière liaison d’une fin de section et/ou étape, et que l’équipage prend le départ de la section et/ou étape suivante, il sera pénalisé du temps de délai de mise hors course, 15mn plus 05mn soit 20mn ; s’il ne prend pas le départ de la section suivante, il ne sera pénalisé que du plus mauvais temps des spéciales non effectués plus cinq minutes.


=> Zany hoe aleo mijanona izany dia miandry ny manaraka? Rolling Eyes

Le départ d’une voiture concurrente ne sera accepté que si l’équipage se présente au parc fermé ou au parc de réparation de départ de la 3ème section d’après son abandon pour contrôle technique, en sachant que la section à la quelle s’est produit l’abandon est considéré comme la première section. Il n’y aura pas de repêchage lors de la dernière étape.

=> io no tsy azoko scratch




flower


Miombo-kevitra @ Dadah ny @ hoe: ho an'ny mpijery ty rallye ty aloha dia ho sarotra e!! Sady lafo ny mankany anaty ES no mbola lafo koa ny fidirana eny @ SS. Nefa lay eo Imerintsiatosika mba akaiky ihany Evil or Very Mad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bibill a écrit:
Mety efa fantapantatra ve ny mpandray anjara QuestionRolling Eyes


sunny rahampitso hariva hatramin'ny 5 ora hariva sisa no fotoana geek

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ny mrc07

01!!02!!MICKAEL !! 100 !! 50 !!!!!!!!!! 150
02!!07!!MATHIEU !! 50 !! 80 !!!!!!!!!! 130
03!!01!!GERARD !! 80 !! 40 !!!!!!!!!! 120
04!!04!!LAZA !! !! 100 !!!!!!!!!! 100
05!!10!!CRI !! !!60 !!!!!!!!!! 60
06!!09!!HERY BE !! 60 !! !!!!!!!!!! 60
07!!15!!RAKOTONDRABESA!! 20 !!30 !!!!!!!!!! 50
08!!05!!TERRINEN !! 40 !! !!!!!!!!!! 40
09!!03!!J-P TEILLET !! 30 !! !!!!!!!!!! 30
10!!06!!Mme TERRINEN !! !!20 !!!!!!!!!! 20

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tsy efa fantatra ve ireo mpandray anjara?

Handray anajra ve ny Liona?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny Liona toa tsy akama mihitsy hono @ ty taona ity ko Cool

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité

ehhhhh.. mety tsy ho akama mandrakizay doria lery zany ee !!!.. Mad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Rallye Motul : Didier Auriol en parle !

De passage dans la capitale malgache, le pilote Français Didier Auriol, au palmarès étoffé dont un titre mondial en 1994, nous a accordé une brève interview. Guidé par le triple champion de Madagascar, Joda, il a silloné hier une partie du parcours de la 3e manche du sommet national et nous livre ses impressions.
M.T : Comment voyez-vous le parcours du Rallye Motul ?
- Didier Auriol : « J’ai fait avec Joda la spéciale de 37 km (ndlr: Amparihy) et celle de 16 km (ndlr: Antavinomby). Je les trouve fantastiques et on a l’impression de courir au Kenya, un peu en Argentine et à Chypre. Bref, c’est presque le mélange de tous ces parcours ».
Cela ne vous donne pas l’envie de courir un jour à Madagascar ?
- Avec ces belles routes, les gens sympas... oui. Sérieusement c’est un peu trop tôt pour annoncer quoi que ce soit, mais l’idée existe et elle fait son bonhomme de chemin.
Vous avez dejà assisté à deux rallyes malgaches, quel est votre jugement ?
- Ecoutez, il faut être à l’intérieur pour porter un quelconque jugement. Mais vu de l’extérieur, l’organisation n’est pas mal et les pilotes, malgré les moyens limités, essaient de s’améliorer.
D’après vous qu’est ce qui manque au rallye malgache pour être reconnu mondialement ?
- La situation géographique de Madagascar par rapport au vieux continent bloque en partie la venue des pilotes de notoriétés. Il leur faut un gros investissement pour venir. Mais avec la promotion, je crois qu’un jour cela viendra, le potentiel de routes est là et il y a tout ici pour faire un bon rallye.
Pour revenir au Rallye Motul, selon certains, il favorise les grosses cylindrées ?
- C’est comme dans tous les rallyes, les voitures cylindrées sont toujours avantagées par leur puissance et ce quelque soit la configuration du parcours.
11/07/07 - Recueillis par Rata tribune

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Mety ho adino eo lery raha izany
Afaka saison iray mety tsy hisy hahatadidy an'izany le Roi Lion izany intsony lol!lol!lol!
Hafa i Joda hoe mba efa champion de Mada
Fa lasa basin'arary fito koa le 206 hotazomina lafo be ny entretien halefa tsy hisy handray

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
emsics a écrit:
Mety ho adino eo lery raha izany
Afaka saison iray mety tsy hisy hahatadidy an'izany le Roi Lion izany intsony lol!lol!lol!
Hafa i Joda hoe mba efa champion de Mada
Fa lasa basin'arary fito koa le 206 hotazomina lafo be ny entretien halefa tsy hisy handray


Ny tena gidraka koa anie de atao hoe azo le boite 20 000 euro moa de sanatria ny vava nadian'lela sanatria im-7 mihitsy hoe nanaovana de tsy nety na simba satria hainareo ihany ny piece de rechange na vaovao io na okaz io na copie ; angamba eo no tena henjana ; amidy hatramin'i 540
Fa de tena tsy misy mitovy amin'iny mihitsy tokoa ve erak'izao tontolo zao e, okaz

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Io ny revers amin'ilay course amin'ny fividianana fiara matanjaka sy hoe raitra
Efa nisy topic niresahana an'io ihany tany aloha hoe tsy aleo ve fiara tsotsotra ihany
dadah>> rehefa mahasahy ve amin'ny vidiny tsy hahita boite mitovy aminy foana e

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité

Za mino fa lé finiavana hanamboarana an'lé fiara mintsy ngamba no tsisy avy any @ liona ko !!..vola be an'lery io d tsy hahavidy boite na dia hoe 20000 zany aza !!!( lafo iany alony izany ho anay madinika). Matakatra fiara otran'reny ve ianao d tsy hahavita ny entretient-ny??mahagaga iany zany.Fa zay e !!..efa mitady sensation afa sy chalenge afa ngamba lery zao d raha ny situation @zao mety tsy mampazoto an'lery hi-investa b @lé rallye. Asa refa tonga eo radidy (auriol) raha hiova hevitra lery. Question

dadah a écrit:
Rallye Motul : Didier Auriol en parle !

: « J’ai fait avec Joda la spéciale de 37 km (ndlr: Amparihy) et celle de 16 km (ndlr: Antavinomby). [/i][/color]



raha azoko tsr zany dia nanao special parsi tany izy mtsam??
Razz ....d ina hono ny fiara nentiny tany??sa nindramina tany @ Terinen vety² lé subaru?? lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Stef'..Anihy a écrit:
Za mino fa lé finiavana hanamboarana an'lé fiara mintsy ngamba no tsisy avy any @ liona ko !!..

.Fa zay e !!..efa mitady sensation afa sy chalenge afa ngamba lery zao d raha ny situation @zao mety tsy mampazoto an'lery hi-investa b @lé rallye. Asa refa tonga eo radidy (auriol) raha hiova hevitra lery. Question




Ny challenge ange tsy contre an'i Joda intsony amin'izao fa efa ry Laza sy ry Michael ary ry Matio no favori izao.

Porofon'izany raha jerena ny temps an'i Louvel amin'ny special efa fanao matetika dia tsy niova firy mba tsy hilazana hoe nihatsara fa raha ni-placer an'ledala 2ème à chaque spéciale izany taloha efa 4è 5è no ahitana azy amin'izao.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Liste des équipages inscrits au Rallye Motul SRK
Mickael - Fafah (ToyotaShell Helix Ultra)
Mathieu - Teddy (Subaru Otis Climatel)
Gerard - Eric R (Saxo T4 Team Citroën Total)
Laza- Rivohery (Mutsibishi autopsport)
Hery be - Jimmy (Subaru Passion Beauté)
Chri - Hasina - (Subaru Impreza)
Tommi- Mikko (Nissan Sunny Gtir Elite)
Me Terrinnen - Herinjaka (Subaru Impreza)
J- P Teillet- Hervé (Clio RS)
Irina - Tina (Peugeot 106 Kit Car)
Freddy - Yachine (VW Polo Tdi)
Dani- Fidi (Clio Tv Plus)
Guerrier - Coco (VW Golf)
Tiana - Jacky (306 Dzama sport-Resto Nerone )
Hajia- Njafan (Saxo Elite GSM )
Nashemy- Solohery (Peugeot 205 Gti)
Jacky - Lova (Peugeot 205)
Eddy - Yves (Golf autopsport)
Ynovirah- Vony (Peugeot 540 Serana)
Zozo be- Beep- Beep (Peugeot 205)
Tax - José (Re nault)
Dahery - Haingo (Golf Performance)
Dadou- Badouda (VW Golf)
Zab - Jhon - Tmf Rally (Peugeot 205 )
Gui- Gui Bone- Fossy (205 Rallye Otis/Climatel)
Mickael - Papale (Saxo Team Citroen Total )
Solo - Iando (Peugeot 205)
Legah - M ijoro (Peugeot 205)
Bainina- Solofo (Ax Sport)
Tojo - Jean Marc (Ax Sport)
Beta - Ratax (Renault 8 Gordini)
Patty - Sissi (Subaru Proto.)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ny endurance affraid sisa zany no mitondra azy fa raha ny feo heno rehetra momba ny lalana aloha dia masaka be le izy sunny .
Tena efa makamaka sopapa mintsy ry Auriol zany an king . Aleo ho avy hifanatrehana e Laughing
Raha mba mety tsara ny tantana ny an'i Tommi de mety hisy embouteillage mintsy ny @ arrivée ho an'ny Top 5 lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bibill a écrit:

Raha mba mety tsara ny tantana ny an'i Tommi lol!lol!


maniry de maniry koa moa izahay mba ahita izany fiara izany
fa de manome karoty sovaly (inscription) foana lery isakin'ny rallye
misaotra ihany aloha amin'ny fanampiana ny organisateur flower

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Stat tsotsotra

Pilotes

Ama 2
Asacm 7
AsaTana3 4
Fmmsam 4
Msa 1
Srk 2
Tasamm 3
TmfRally 9
TOTAL 32

copilotes

Asacm 11
AsaTana3 2
Fmmsam 6
Msa 1
RunMada 1
Tac's 1
Tasamm 4
TmfRally 6
TOTAL 32

Equipages

Ama 2
Asacm 18
AsaTana3 6
Fmmsam 10
Msa 2
RunMada 1
Srk 2
Tac's 1
Tasamm 7
TmfRally 15
TOTAL 64

groupes/classes

M10 5
M11 15
M12 7
M9 2
N2 1
N3 1
N4 1
TOTAL 32

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
vams

AX 2
Saxo 3
Citroen 5
Mitsubishi 1
Nissan 1
Toyota 1

205 7
106 1
306 1
504 1
Peugeot 10
Clio 2
R5 1
R8 1
Renault 4
Impreza 4
Proto 1
Subaru 5
Golf 4
Polo 1
VW 5

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ce qu'on pourrait dire sur ce rallye

3ème manche du championnat de Madagascar sur 6 prévues, à l'issue de la 2ème manche la course au titre reste très ouverte les 4 premiers ne sont separé que de 50 points et même les équipage 5ème ex-aequo du classement provisoire (Hery be et Cri) peuvent encore prétendre au titre.

32 équipages inscrits dont
01 Mitsubishi
01 Toyota
05 Subaru
05 citroen
10 Peugeot (dont 7 P 205 record)
05 volkswagen
04 Renault
01 Nissan

A priori voiture reparé à temps pour ce qui ont eu un gros pepin lors du rallye Dzama
- Nashmemy (train arrière arraché)
- Freddy (turbo cassé)

Equipages qui n'ont pas vu la ligne d'arrivée lors des 2 précédentes manches
entre autres Tiana-Jacky (306) Dani-Fidi (Clio) etc...

Equipage qui n'a pas vu la ligne de départ lors des 2 précédentes manches (pourtant inscrit)
Tommi-Mikko (Nissan)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...