Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Invité

consomation MRC

Messages recommandés

Invité

Ary mba hono hoa ry zalà : mba mahatratra eo @ firy eo moa zao ny consomation an'ireo fiara matanjaka manao rallye eto amintsika reto??.. ny an'ry Joda sy laza reny ohatra?? consomation en speciale no tiako tenenina an!...raha ny wrc manko d tena mahatratra any @ 80/100 any ny conso !!!.. ka zay no mampanotany tena iany koa hoe iza no miantoka ny carburant an'ny mpifaninana?? ny club v sa mianto-tena daholo??...tena mazana iany manko raha mianto-tena koo !!!! pale

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mihinana ihany aloha ireny e... fa tsy hay hoe firy au 100 sady ilay izy indrindray Avgaz LL 100 no tapohin-dry zalahy ka vao maika tena mirehitra tsara mihitsy angamba.
Fa ny fantatro dia mianto-tena amin'ny carburant. Ny amin'ny reconnaissance no misy manao transport en commun hoe equipages roa amin'ny fiara iray dia mifanamboatra eo (sady amin'izay mitovy ny notes)
Fa tsy haiko raha mbola mety amin'izao na tsia, fa raha te hanao rallye tsy miantoka carburant dia manao numero 0 dia iny afaka ifanarahana hoe iantohan'ny organisteur ny carburant indrindra moa raha hoe ''Rallye Jovenna'' na ''rallye Total'' etc...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Raha ny filazan'i Kopela ohatra dia: manao 25/100 à 35/100 hono ilay 106 Kitcaren spécial. Betsaka ihany an!! Cool

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ny M9 lety manodidina ny 15/100 fa henjana kloo zany 80/100 zany e! bounce

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité

raison de plus pour montrer que le rallye n'est pas àla porté de tous ee !!!...mety ho ratsy tokoa mantsy zany hoe mi-abondonne zany fa lany lasantsy en pleine speciale hono !! LaughingLaughing ...... vao nahita doc t'@ net zao za teo hoe @ championat europeen si mondial zao hono dia ny organisateur no miantoka ny carburant des concurants pour eviter ttes tricheries !!!!... tokony mba soa fianatra koa zany aty @ tsika ann !!lol Laughing
Raha atao ny kajikaji tsotsotra zany dia tena mety eo @ plein 10 eo en moyenne zany vao mahavita rallye iray (surtt ra lava² tahak'ity rallye jovenna ity :Smile, cad 6M eo zany carburant fotsiny !!!!!...wouwwwwww !!!.. alô iany manao ouvreuz zany raha té hilalao kouu lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Stef'..Anihy a écrit:
...... vao nahita doc t'@ net zao za teo hoe @ championat europeen si mondial zao hono dia ny organisateur no miantoka ny carburant des concurants pour eviter ttes tricheries !!!!...


Le carburant est fourni par les organisateurs mais tu dois l'acheter aupres d'eux.


World Championship contenders use control fuel supplied by rally organisers. It is very close in specification to standard pump fuel, although it has a higher octane rating (102 rather than 98) and is more expensive (at about €2.50 per litre).

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité
Citation :
Le carburant est fourni par les organisateurs mais tu dois l'acheter aupres d'eux.

Hay ve ee !!.tsr ho fantatra zay ka Wink tsy an'jaza tokoa ity taranja iray ity.. Mad

emsics a écrit:

Fa tsy haiko raha mbola mety amin'izao na tsia, fa raha te hanao rallye tsy miantoka carburant dia manao numero 0 dia iny afaka ifanarahana hoe iantohan'ny organisteur ny carburant indrindra moa raha hoe ''Rallye Jovenna'' na ''rallye Total'' etc...

hihihi... tsr ksoa raha misy an'zay !!.. d rehefa tonga ny rallye Marshall d ry lerony koa no tokony hiantoka ny pneues rehetra !!!! lol!lol!

Fa ofet...fanotanin'ny tsy mahay moa ny ahy : ina moa no tena interêt hidirana @ club iray??..mi-contribuer @ preparation an'ny fiara ve ry zalah reo sa ahona?raha ny fahitako azy manko otrany efa samy manana ny mecano-ny daholo anié ny equipage tsiray² !! ( corrigeo iany aho raha diso). Ary ohatra hoe mahatafiditra fiara 3 ao @ 5premières place ohatra ny TMF d ina ny tombotsoa azony par rapport aux autres satria tsy misy championat club any @ tanàna?? ( corrigeo iany ny tenanay moa raha diso an!)...ary ny club tsiray² ve samy mahazo financement avy @ fédération sa dia mivelona @ cotisation alohan'ny mpikambana ao aminy fotsiny??...Miala tsiny moa fa ny tena tsy dia maharaka loatra ny fandehan'ny ao e !!! Embarassed

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Stef'..Anihy a écrit:
raison de plus pour montrer que le rallye n'est pas àla porté de tous ee !!!...mety ho ratsy tokoa mantsy zany hoe mi-abondonne zany fa lany lasantsy en pleine speciale hono !! LaughingLaughing ...... vao nahita doc t'@ net zao za teo hoe @ championat europeen si mondial zao hono dia ny organisateur no miantoka ny carburant des concurants pour eviter ttes tricheries !!!!... tokony mba soa fianatra koa zany aty @ tsika ann !!lol Laughing
Raha atao ny kajikaji tsotsotra zany dia tena mety eo @ plein 10 eo en moyenne zany vao mahavita rallye iray (surtt ra lava² tahak'ity rallye jovenna ity :Smile, cad 6M eo zany carburant fotsiny !!!!!...wouwwwwww !!!.. alô iany manao ouvreuz zany raha té hilalao kouu lol!



amin'ny championnat WRc sy ERC (Europe) dia ny FIA no miantoka ny Lasantsy fa tsyresaka cout no antony fa hampitovy ny lasantsy ampiasain'ny rehetra fotsiny (efa nolazain'i System d io hoe vidiana amin'ny Fournisseur unique an'i FIA izay nahazo ny appel d'ofre amin'izany, Shell amin'ity 2007 ity). ny marihina dia Sans plomb 98 ohatra ny eny amin'ny station ihany no ampiasaina amin'ny WRC.

Fa amin'ny formule 1 no samy mitondra ny lasantsiny satria na samy Elf aza ohatra ny carburant ampiasain'ny Renault F1 sy Red Bull Renault F1 dia manana specification samy hafa. Ka tsy afaka ampiasain'ny Red Bull ohatra ny carburant Renault team F1. Ny cahier de charge fotsiny no mazava tsara amin'ny specification amin'ilay carburant dia ny controle no henjana be

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
emsics a écrit:


ny marihina dia Sans plomb 98 ohatra ny eny amin'ny station ihany no ampiasaina amin'ny WRC.



L'indice d'octane est a 102 mais c'est tres proche de l'essence disponible dans le commerce.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...