Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
His

Rallye Jovenna 18-19-20 Mai

Messages recommandés

Sokafana ny discussion Very Happy

Nihemotra 1 semaine par rapport au calendrier initiale ny rallye. Siosion-dresaka fa dia ho lava be hono izy io. (6??km ac 4??km de SS)
Hafana ny 1er Manche satria samy efa manomanomana ny fiarany daholo ny rehetra @ zao Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Milay aloha refa lava be kosa e sunny , satria mi-compte betsaka ny fahaizana mi-gerer ny daba. Saingy enga anie mba ho tsara preparation daolo, sao de SS1 sy SS2 de mihintsana ny antsasany lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Efa ela tsy nisy rallye lavalava teto amin'ny tanàna fa irariana mba tsy ho vitsy ny mpifaninana satria plus lava ny rallye plus mitombo ny cout, mba tsy iverimberenana matetika ny speciale.

Fa ny rallye lava koe no mety isongadianan'ny fiara tsy matanjaka sy ny fiara tranainy.

Fa inona ihany ny daba entin'i Faly be ry zalahy? toa nahazo spons tsara ihany lery (DHL)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Hatreto aloha dia ilay 206 Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bibill a écrit:
Milay aloha refa lava be kosa e sunny , satria mi-compte betsaka ny fahaizana mi-gerer ny daba. Saingy enga anie mba ho tsara preparation daolo, sao de SS1 sy SS2 de mihintsana ny antsasany lol!


pigsunny tsy de dakor za lol!lol!

Tena raha vao lava loatra le rallye de mety ho betsaka reo mpandray anjara no hanao manche tokana amin'ity saison 2007 ity RazzRazz

Sady ny point amin'io hitovy ihany fa de ho 100 ihany e ; na 400 km
na 100 km (tena aleo mitsitsy ny 100 km * 5 manches ambiny mdrrr de ny point 100pts *5 ) geekgeek

flower

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ekena 100% ny tenin'i dadahmaster Very Happy . Fa zany oe ny tiko lazaina t@ le "milay" dia io efa voalazan'i emsics io: tsy dia ny puissance lotra no hiresaka @ zay, fa mba manana chance daolo na ny faible na ny tranainy sunny . Zany oe ny fahaizana mi-gerer ny daba zany no tena hanjaka Cool

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
efa misy ny ihany ny sombina info hita amin'ny gazety.
- 18 ny isan'ny spéciales
- hisy ny spéciale de nuit (tena tsy dia misy hita ilay izy rehefa tena izy)
- Eo amin'ny station jovenna Anosizato ny Pc
- Eo ihany ny superpsecial fiara roa isaky ny miainga (Stade de france hono no fitaratra, eo amin'ny sicam anagmaba fa tokony ho jerena izay hi stabiliser na an'ilay vovoka (asiana Top seal ) fa sady tsy dia milay ho any mpijery no mety hanahirana ny pilotes)
- Ohatra ny any andafy dia hisy ny shakedown hanistiana faramparana ny reglage, tsy obligatoire io (fa tsara lazaiana mialoha ihany hoe aiza le izy efa spéciale kely ihany mantsy)
- 16 ny ekipazy Team Mika Faniry (averina kely ilay sortra amin'ny T shirt an-dry zalahy hoe ''Merci President Terrinen)
- Ilay spéciale Antaramanana Ampahidraondriana dia eo atsimon'ny vontovorona amin'ny Maizinandro taloha iny)

Ireo no fantatra fa hatramin'izao dia mbola betsaka ny fanontaniana hoe:
- iza avy no handray anjara ireo ry Laza, ry Faly, etc...
- handray anjara ve i Maximum Attack?
- Dia mba karakaraoa kely ra His sy ra Dadah ilay fanomezana mialoha ny parcours sy ny grille (hisaorana anareo mialoha)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
emsics a écrit:

- Ohatra ny any andafy dia hisy ny shakedown hanistiana faramparana ny reglage, tsy obligatoire io (fa tsara lazaiana mialoha ihany hoe aiza le izy efa spéciale kely ihany mantsy)


Ny shakedown dia ilay super-speciale @ voalohany iny ihany raha tsy diso za scratch
Fa efa tsara kosa aloha le idée e, hita fa miha-mivoatra hatrany Winkking

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
emsics a écrit:

- Dia mba karakaraoa kely ra His sy ra Dadah ilay fanomezana mialoha ny parcours sy ny grille (hisaorana anareo mialoha)


Ho avy tsy ho ela Wink Fa ny azo ambara dia ho feno tokoa ny prog. Ny zoma @ 7h30 ny ss1 fa tsy ny aprem intsony ary 15h ny alahady vao mijanona lol! Isaorana ny TMF aloha fa raha ny zavatra ezahin-dry zalahy atao dia épreuve mitovy @ any @ wrc mihitsy flower

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
cheers
Sotra betsaka Hismaster Very Happy

feno tanteraka ny zavatra ilaina; milay be e geek
mandeha mijery sisa

fa tena gidra be ihany izy zany hoan'ny mpijery an NoNoNo

raha izao no mitohy de efa aleo io site io no ampiasan-tsika fa ny tenanay tsy de tena manan fotoana be intsony , no efa ampy io sady hitovy ihany ny lazaina ao fa de atao archive sy fanomezana sary angamba sisa ny site iray

satria mino koa za fa otran'izao ihany koa ny fivokan'ny résultat lol!lol!

flower

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ko klou tampoka mr Hismaster

Tsy mety le Excel fa to nisy colonne voafafa de tsy mivoka le tena ora ilaina scratchscratch

flower

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Résolue lay ora Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

De ahoana hono e

Iza daholo hono e
To be ihany reo miodikodina any anaty special any; no be ihany koa reo Vam misehoseho eny

Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

efa ao amin'ny www.rallygasy.tk ny liste

De mba alefaso ny pronostic e studystudy

Ny tsy mbola hita ao de ny fiverenan'ny Roi Lion

De Tina /306 ex barday miaraka amin'ny groupe M11
Louvel Kely hitondra Saxo
106 kit car an'i Mathieu--Kopela to lasan'i Geraldo
Madama hitondra Sub Ex-Joda M12
Ramose Terrinen Hitondra Sub ex madama
Ramose Hitondra SUB ex Elefanta rendeer
Hery be moa efa hita ihany ny fahavononany @ Sub
de i Mathieu Andrianjafy hitondra Sub miaraka amin'ny Davonjy bounce
Laza koa efa vonona ela amin'ny Mitsu




flower

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Mbola za ihany What a Face

pronostic ze sahy rabbitrabbitrabbit

par groupe aloha
ze miady
de atao hoe mandeha tsara daholo ny Vam rehetra drunkendrunken

N4 logik Mathieu
M10 Logik G. Louvel

M11 euhh Tina P306
Manraka azy no tena combat ary mety ho lasa lohany tampoka aza
-Dani;Eddy; Nashemy; Freddy....

M12 Logik Laza (lol raha mandeha tsara ny vam , fa efa 2 fois à la suite zay)
manaraka koa no combat be
Hery be sub vaovao be
Mickael Toyota boostée
Cri sy ny fitandremana
tsy hay zay apokan'ireto Nissan mirahavavy ireto bombom
Madama moa Madama foana queenqueenqueen

Ny 2ème amin'ny général koa no tena henjana loll
tena mila mijery SS2 vao afaka miteny scratchscratch

Mathieu A; Hery be; Louvel, Mickael; Tina; Cri

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
dadah a écrit:
efa ao amin'ny www.rallygasy.tk ny liste

De mba alefaso ny pronostic e studystudy

Ny tsy mbola hita ao de ny fiverenan'ny Roi Lion


flower


Raha araka ny Les nouvelles androany
Ny anarana hoe Roi Lion no tsy ao aloha fa ny P540 ao Ynovirah (Harivony raha avadika) ka tsy hay na razokilahy io na ilay ry ihany.

Ny mahafinaritra koa dia ny fiverenan-dry Besalahy amin'ny BMW

Misy Ekipazy Irina (106 - golf) 2 fa tsy haiko na misy an'i Irina (Irina sy Berthin Celica taloha amin'ireo)

ankotra izay misy an'i gui-gui bone ilay cousin an'i Matthieu mitondra 205 iny mahavoa koa be tamin'ny rallye Total (à confirmer)

I Mickael K-mick-AZ koa tsara spon's miaraka amin'ny shell, I cuerrier mbola Golf ihany no entiny (na heno aza hoe izy no nahazo ny 206 ex-roi Lion)

I serge (ex-Opel) izany no niova Nissan de i dahery (ex-seat) Golf

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

en tout cas aloha betsaka ny vam niverina nilalap e cheers

des subarus..., il y a 2 nissan ( celle de serge et celle de tommi (mamykely io), les rakontondrabesa, et meme une R8
hahafinaritra ty week end ty zalà an

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
adinoko: je viens de croiser 2 saxo rouge: la T4 ou l'autre c'est celle de Mickael - teddy
saxo team citroen total: tsara spons an!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bibill a écrit:
En tous cas, ça va chauffer
he he he


on a assisté à des beaux duels lors de la super speciale de ce matin à Anosizato. Circuit plutot technique développant 2 km avec des courbes plutot ouvertes, une longue ligne droite et et un echangeur

Louvel - Mick: Victoire sur le fil de la Celica qui a fait parler toute sa puissance sur la (très courte) dernière ligne droite que la saxo pourtant avait abordé avec quelques longueurs d'avance.

Laza - Teillet: Il n'y a pas eu photo entre une Mitsubishi groupe M 4 RM et une Clio groupe N 2 RM , Laza s'est adjugé du meilleur temps de cette speciale

Matthieu - Terrinen (Mme): quelques erreurs de Matthieu qui prend en main la subaru ex cejudo, il devance tout de même celle de terrinnen

Beaux combats entre Nashemy (205 ) et Tiana (306) victoire du premier nommé, ainsi que ceux entre golf et 205

Belle prestation des Rakotondrabesa pour un come back sur la Behème pareil pour Guerrier sur la VR6 ou Dani sur une nouvelle clio, service minimum comme d'habitude pour Cri sur la Subaru ex-hery be, ce dernier essaie de trouver ses marques sur sa nouvelle Subaru.

La 540 revient aux main de Harivony, victoire à l'applaudimètre pour la R8 Gordini

Tous les équipages ont fini sans problème cette spéciale, enfin presque car la 5 Gt turbo a fait une touchette à l'entrée sous l'echangeur abimant quelque peu son aile avant gauche

A la prochaine

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

En effet, on a pu voir un tres beau spectacle lors de la SS1 Wink , fa tao @ SS3 no otran'ny nisinisy ihany ny tsy nandalo tao. Ny sasany moa nandalo ihany fa nony tafavoaka de otran'ny nanana olana drunken

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
qqun aurait il le general provisoire.... pour les gens qui ne peuvent malheureusement pas suivre le rallye en live....
merci d'avance!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Misaotra an'i Dadah @ classement fa dia tena manana finiavana tokoa,dia manantena fa i Mathieu no voalohany @ manaraka fa prise en main fotsiny iny

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Fa hono ry zalahy inona kay no nahazo an'i Matthieu tamin'ny SS11? (ampangabe Sabotsy hariva ilay nhalatsaka an'i Laza) no tara 10 minutes mahery lery. Iny mantsy no spéciale mba nojereko. Nandray ecart aho (à environ 1 km de l'arrivée) fa en avance ilay ry par rapport tamin'ny teo alohany sy ny tao aorinany.
sady raha jerena ny classemnt final raha tsy nisy an'io lasan'ilay ry iny rallye iny

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nanao touchette hono Matio no nahatonga ny retard 10 mn io.

Raha ny chrono aloha dia hita fa mahavelom-bolo ary ts'nandiso fanantenana leiry.

Toraka voninkazo ihany koa ho an'i Mickael, Cri(dommage ni-abandonne); ts'dia ratsy loatra koa ny an'i Mr Terrinen tany anaty spéciales raha oharina t@ lay superspéciale voalohany zoma maraina.
Somary nandiso fanantenana kely Mme Terrinen, sa tojo olana ny fiara???

Ho tsara ity saison ity, na dia hita ihany aza ny fahabangan'i Roi Lion sy Joda.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Saika adino!!!

Tsara ihany koa ny fiverenan'i Irina(106). Angamba ts'dia naninona loatra ny fiara taorian'lay gorisagorisa tany anaty antsana.
Ts'dia nahasosotra ihany koa ny Frères Rakotondrabesa.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Reto ry zalahy ny resaka heno sy re tamin'iny Rallye Jovenna iny

Raha ny fijery azy dia henjana be ny suspension an'i Matthieu dia lasa mi saotisaoty ohatra ny ball de ping pong ilay Subaru (izaho aloha tsy nahita an'izay satria ny portion nojerenay roulante be)

Raha resaka pilotage fotsiny indray dia henjana i Laza ary efa mihoatra an'i Joda aza fa ny fahamatorana no mbola tsy ampy, izany hoe sao dia hoe mila co pilote mahay mi gerer course tsara ilay ry no tena olana aminy (tsy midika akory izany hoe tsy mahavoa i Naina be)

sorena hono ny total tamin'ilay super slalom teo anosizato tamin'ny rallye Jovenna (concurrent) satria nihevitra hono ry zareo fa tokony hanana exclusivité amin'ny fampiasana io terrain an'ny sicam io satria ny total no partenaire n'ny PSA hatrany andafy. noho izany (hono io a) dia hitady toeran-kafa izy ho an'ny Rallye Total. Tena raha marina io aleo hilamina ihany fa tena mety ho an'ny daholo be sy izay mpankafy tsy afaka mankany anaty special ilay misy SS ampovoan-tanàna Raha Ambatolampy tsimahafotsy ohatra tena lavitra be

Resaka daholo ireo

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nahafinaritra tokoa iny rallye iny Very Happy
- Bravo cheers Mickael-Fafah: tsara préparation ry zalahy no sady niresaka betsaka mihitsy ny puissance ny celica Wink
- Louvel: beau spectacle
- Mathieu, tsara ny natao fa mbola afaka manao tsaratsara kokoa. (hoy izy lol! )
- Irina sy Nashemy: milay be sady suicide be ny fandalovany tao @ lay SS nahalasa ity voalohany.
- Laza: raha tsy nisy ilay olana t@ SS11 dia nety ny tantana lol! Nahagaga ihany iny satria efa tsy ni-attack tsony ry zalahy fa efa ni-gerer vao tojo olana Crying or Very sad
- Terrinen: vao niverina dia tsara ny vokatra
Sinon, épreuve d'endurence mécanique iny rallye iny flower

NB: Misaotra ny Dadahmaster t@ résultat.
Ny sary kosa efa mba misy ao @ www.rallygasy.tk
Ny video ho ezahina ho avant la fin de semaine lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Félicitations à Mickael king , dommage pour Laza Crying or Very sad .
Un grand merci aux organisateurs pour ce beau rallye sunny . Vivement le prochain cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
flower
Miarahaba an'i Mickael-Fafah

De ny sisa rehetra koa tsy hadino na iza na iza
pilote
copilote
mecano loll
organisateur TMFR, JOVENNA (+ ilay Animation Mr ANDO)
fédération
club (PSG, REAL de MADRID, BARCELONE,...)
ny Mpijery rehetra
ny equipe rallygasy (milay le ezaka)
MR RADESA

De miandry ny manaraka fa sur fa tena ho tsara tanteraka

De mirary ary manantena ny fahavitan'ny fiaran'izay simba rehetra

study

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité ramatoa

marina tokoa lé hoe suspension an'i mathieu henjana ka lasa misaute foana ny fiara. Mijery an'ilay io no tena nahafinaritra na dia marina fa tsy nahita an'i laza intsony aza. Fanontaniana : sô dia tokony hentiny Mr terrinen ilay subaka ex-joda? mety amin'ny tsara mankony iny!!
Sinon le rally présage d'une saison qui bataillera dure entre Laza (pilotage+), Mickael (voiture+), louvel (régularité +), Mathieu (pilotage/aggressivité+++++ cheers ) et en embuscade Mr terrinen, cri, Hery Be.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Nilay le rallye ka tsy nalaelo an Joda sy Faly mitsy a WinkLaughing

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité joko

hanao hono roi lion @ ity manaraka ity! Suspect ... aleo ho amboariny bandy kely @ zay lery fa basy vava loatra Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité
joko a écrit:
hanao hono roi lion @ ity manaraka ity! Suspect ... aleo ho amboariny bandy kely @ zay lery fa basy vava loatra Very Happy


Lery koa anie milaza hanao foana nefa tsy hita mintsy ee !!! Mad ....

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Stef'..Anihy a écrit:
joko a écrit:
hanao hono roi lion @ ity manaraka ity! Suspect ... aleo ho amboariny bandy kely @ zay lery fa basy vava loatra Very Happy


Lery koa anie milaza hanao foana nefa tsy hita mintsy ee !!! Mad ....


Zahay aloha de efa tsy mino intsony raha tsy mahita an'lery any anaty ES e clownpig

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité
emsics a écrit:
Reto ry zalahy ny resaka heno sy re tamin'iny Rallye Jovenna iny

Raha ny fijery azy dia henjana be ny suspension an'i Matthieu dia lasa mi saotisaoty ohatra ny ball de ping pong ilay Subaru (izaho aloha tsy nahita an'izay satria ny portion nojerenay roulante be)

Raha resaka pilotage fotsiny indray dia henjana i Laza ary efa mihoatra an'i Joda aza fa ny fahamatorana no mbola tsy ampy, izany hoe sao dia hoe mila co pilote mahay mi gerer course tsara ilay ry no tena olana aminy (tsy midika akory izany hoe tsy mahavoa i Naina be)

sorena hono ny total tamin'ilay super slalom teo anosizato tamin'ny rallye Jovenna (concurrent) satria nihevitra hono ry zareo fa tokony hanana exclusivité amin'ny fampiasana io terrain an'ny sicam io satria ny total no partenaire n'ny PSA hatrany andafy. noho izany (hono io a) dia hitady toeran-kafa izy ho an'ny Rallye Total. Tena raha marina io aleo hilamina ihany fa tena mety ho an'ny daholo be sy izay mpankafy tsy afaka mankany anaty special ilay misy SS ampovoan-tanàna Raha Ambatolampy tsimahafotsy ohatra tena lavitra be

Resaka daholo ireo



Merci emsics. discussion= Raha hoe momba ny (rivohery alias Naina B lol! ) d milay b izy fa mety ilay vam mintsy noho tsy mety matotra Question fa ny pilo efa nandamina be d tratra an'iny blem ana protege carter iny. Na WRC aza ange tratra an'eo koa(rally inona moa). Fa ho any mpanao rallye, ny tole tsy maintsy atao miakatra atr'any @ pare-choc sady atao en "biais".

Efa ela no tsy tato fa milay. Aiza ny sary ry dadah? Very Happy d ny rallygasy aotr'any mi-plante foana ny IE rehefa mijery ao anatiny. scratch

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ela tokoa zay Shockedlol!
Ny rallygasy angamba, sous Firefox no haingana. Ohatrany miady @ IE koa angamba lay hebergeur dia ataony ratsy be ny temps de réponse @ IE lol!
Misy sary vidéo aty misy ny fihinanan'ny Mitsu ireo vato rehetra t@ nidina Masindray Shocked
Izay ho ezahina havoaka ato ho ato daholo moa izany ao @ site.
Ny mahatara, namboarin'ny virus ny DD nisy ny source rehetra. Evil or Very Mad Ilay izy manontolo no efa vita taloha fa ny sombintsombiny mba aseho @ site taraiky tao Evil or Very Mad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité

masindray lol! Ie sura fa mba te hijery kely any zany fihinany mitsu any zany ao lol! sady za tena fan an'eo daba eo lol! . Rahovina no mba hita zany. Misy "MP" koa ange ato d @ zay mijanona samy incognito pirat .ok? cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
J'arrange ça le plus tot possible Winklol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...