His 0 Posté(e) le 2 avril 2007 Vao henoko omaly ty ry zalahy: Ny 2rm ihany hono no voa sokajy ao anaty Championnat de Madagascar Slalom. Ny 4rm izany dia trophée fotsiny. Somary nikorotana kely mihitsy ny remise ny Slalom Géant noho io. (za tsy tany fa ry zalahy tany no mitantara ) Ny Fsam izany nampiatra ny réglement du championnat nanome an'i Mathieu gagnant, Dom en tête du championnat.... Ry zalahy pilote 4rm kosa tsy faly mihitsy, satria apparement tsy au courant io réglémentation io ry zareo (Ny coupe trophée 4rm motrice aza moa naverin'i Louvel hono ) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 2 avril 2007 His a écrit:Vao henoko omaly ty ry zalahy: Ny 2rm ihany hono no voa sokajy ao anaty Championnat de Madagascar Slalom. Ny 4rm izany dia trophée fotsiny. Somary nikorotana kely mihitsy ny remise ny Slalom Géant noho io. (za tsy tany fa ry zalahy tany no mitantara ) Ny Fsam izany nampiatra ny réglement du championnat nanome an'i Mathieu gagnant, Dom en tête du championnat.... Ry zalahy pilote 4rm kosa tsy faly mihitsy, satria apparement tsy au courant io réglémentation io ry zareo (Ny coupe trophée 4rm motrice aza moa naverin'i Louvel hono ) To efa fantatra ihany kosa izany za aloha to efa nahalala jhoe ny 4rm tsy voaray amin'ny slalom e fa io moa le resaka tsy avoka sy ampahalalana mazava fa atao hoe efa otran'ny hay daholo de eo foana no bleme; Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
SystemeD1 0 Posté(e) le 2 avril 2007 Tsy mamely anie zany FSAM zany e: 1) si on modifie le reglement, on doit faire connaitre aux clubs, concurrents le reglement pour eviter tout quiproquo ou malentendu. Aiza ny communication 2) tu exclus les 4RM, tu auras moins de participants. 3) Quelle est la raison d'exclure les 4RM? Misy interet particulier ve? Tsy aleo ve hatao course a pied @ manaraka? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 5 avril 2007 Rehefa nohenoina ny resaka mandeha dia izao hono no fandehany: - Efa voasoratra any anatin'ilay boky reglement 2007 hono hoe ny 2rm ihany no raisina ao anaty championnat. Normalement zany hono izay manao licence slalom tokony ahafantatra satria nozaraina io boky io avokoa - Ny antony hoe 2rm ihany dia ny hoe: tsy handresy ny 4rm mihitsy (@ ankapobeny ) ny 2rm ao anaty compétition iray. Donc, ny rallye izany natao ho an'ny 4rm dia ny slalom ho an'ny 2rm mba tsy ahakivy an-dry zalahy. - Marina mihitsy ny an'i SystemD hoe: raha tsy manao ny 4rm, vitsy ny participant sady: tsy mamparisika ny spect koa ny hijery an'izany aloha e Noho izany tsara ihany raha mba hamporidihina ny organisateur slalom mba hisy récompense ho an'i 4rm (scratch, trophée, ...) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 7 avril 2007 Mba tsy hitoviko hevitra aminareo kosa ity Za kosa mahita fa io no mety satria mba fotoanan'ny fanaovana spectacle ihany anie le izy e sy hoan'izay mbola te hiditra amin'ny le taranja; nefa rehefa mahavita spectacle enao nefa jerena ny temps ataonao par rapport amin'ny 4rm lavitra be de mety ho kivy avy hatrany Ary amin'io koa anie ry zalahy mpitondra 4rm mba hirina hitondra fiara 2rm (mahay daholo reo ary tena mahavita milay daholo sady efa teo daholo no niala ) mba tena mampiseho ny style-ny fa mba hajanona kely aloha ny tanjakin'ny vam Le trophée hoan'i 4rm kosa efa misy e le saika hoe averina (zany hoe tsy exclu ny 4rm, tsy negligé akory aza satria mbola ny temps scratch ihany no andaharana ny vam rehetra eo amin'ny course, fa tsy hoe atokana otran'ny open ny 4rm ) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
SystemeD1 0 Posté(e) le 9 avril 2007 moi je pense toujours que si on veut ameliorer le nombre de participants et rendre le rallye plus accessible, il faut 2 choses: - creer des formules de promotions adaptees a notre contexte. Ex: creer une classe speciale ou un trophee 2rm moins de 2 litres sans autobloquant et boites crabots et admission kit car interdites. - prendre des mesures pour arreter la course a l'armement...ex: interdire les voitures 4RM de la classe M12 ( en France par ex, pas de 4RM turbo ds le groupe F)...donc seules les 4rmturbo du groupe N4 permises ( ca nous aidera aussi a avoir un parc qui ressemble un peu plus aux rallyes FIA) . Ca peut prendre 2-3 saisons avant d'avoir ca mais il faut aller dans ce sens. C'est necessaire. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 10 avril 2007 Ny olana @ lay hoe atao mitovy @ rallyes FIA ny parc dia izao: lafo be ireny voiture groupe N sy groupe A ireny, donc vao may vitsy ny mety handray anjara. Ny fiaingan'ny mpilalao rehetra nge @ zao dia avy any @ vam faran'izay tsotra e. Rehefa manomboka mahazo tsirony ry zalahy dia mahasahy mi-investir bebe hatrany hatrany (ex: Mickael, Laza, Nashemy...) Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bibill 0 Posté(e) le 11 avril 2007 Ny ahy ndray de zao no mba hevitro momba an'io: manin raha asina championnat de Madagascar 2RM sy 4RM, @ zay samy mahazo ny tandrify azy daolo Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites