bibill 0 Posté(e) le 20 mars 2007 Un slalom sur double piste . Enfin, ce sera chose faite le 24 et 25 mars prochain à Ambatolampy Tsimahafotsy. Esperons que cette fois, les concurrents repondront en masse . Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 22 mars 2007 Normalement, ceux qui ont participé à Smart seront là. J'ai entendu dire aussi que Mathieu pourrait être de la partie Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 22 mars 2007 Les engagés : -Dom (Golf) -Louvel (Saxo) -Freddy (Polo) -Mickael (Toyota celica) -Mme Terinnen (Subaru) -Mme Patty (Subaru Proto) -Laza (P.504) -Faly (P.504) -Nanou (Toyota) -Haja (Subaru Proto) -Nashemy (P.205) -Anders (Ax) -Gus (Golf) -Zab (P.205) -Mathieu (P.205) -Louvel Mickael (P.106) -Ynovirah (P.504) -Davonjy (P.504) -Bainina (Ax) -Guibone (P.205) -Harivony (Saxo Vts) TRIBUNE Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bibill 0 Posté(e) le 22 mars 2007 Laza sur P 504 Humm, ca va drifter fort Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 23 mars 2007 Avec plus de 20 concurrents On va se régaler les gars Et dire que j'ai failli rater ça Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bibill 0 Posté(e) le 23 mars 2007 Sao mba misy mahafantatra oe manaona ny lalana avy any Laniera iny zao apres an'zay orambe tatoato zay , tsy de atahorana loatra ve Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Marcus01 0 Posté(e) le 26 mars 2007 Arahabaina ireo pilotes rehetra nandray anjara t@ ty slalom géant TASAMM ty, na ny moto, na ny quad, na ny crosscar, na ny voiture de rallye. Nahafinaritra ny fifaninanana sy ny spectacle nasehonareo. Arahabaina manokana ireo pilotes jeunes( Mickael, Mathieu, Guigui Bonne, etc… miala tsiny @ zay ts’voatonona; ry Dom koa zao ohatra ts’fantatra na jeune na tsia, hihihi!!! ) t@ slalom voitures de rallyes fa tena tsara ny relève ( fiara tsara sisa ??? ). Ny tena nisongadina tany koa dia ireo dernières manches t@ moto senior sy mini-vert : nandray départ avy any @ farany ny favoris ( Tsitsi, Cédric ), fa tonga voalohany ihany avy eo, lay remontée zany no tena spectaculaire. Ankoatr’zay ary ts’ambanin-javatra dia ny défis entre moto sy quad, ary cross-car sy voitures de rallye : -moto sy quad : 3 à 2, nandresy ny moto ( 5 courses ) -cross-car(Jackol) sy voiture de rallye(Nashemy) , nandresy ny voiture de rallye Zay no hitako talohan’ny nodiako fa asa taorian’zay hoe sahy nanao défi t@ Tsisi(moto) ihany ve i Mickael(voiture de rallye) ? T@ hitako aloha dia mbola ts’sahy i Mickael . Raha ny vokatra ts’mbola ofisialy aloha dia izaho nahita fa i Mickael no nandresy teo @ cumul, ary anazy rahateo ny record du circuit : Arahabaina ! Faharoa i Louvel, fahatelo i Mathieu(205, excusez du peu) . Misaotra ny TASAMM sy ny fédération. Saika adino, tsara kokoa raha mba nisy advé i Davonjy t@ cinq’s. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Christophe B+ 0 Posté(e) le 26 mars 2007 Felicitation lesy Matio a! grave ela! tena tsara mitsy lé fidirana misy anticipation be eo am lé double epingle iny. tsara tarehy e! mahery ela ka! spectacle et efficacité en meme tps Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 26 mars 2007 Ari Vatanen a écrit:Felicitation lesy Matio a! grave ela! tena tsara mitsy lé fidirana misy anticipation be eo am lé double epingle iny. tsara tarehy e! mahery ela ka! spectacle et efficacité en meme tps Amin'izay mbola hantsana kely no miandry anao amin'ilay epingle voalohany amin'ilay double epingle , ra gui-gui-bone koa efa manandrana fa le mbola mora taitra de vao lasa le lohan'le vam de mikropaka fa ny tena combat de ilay 504 davonjy sy ny sub an'i Madame tamin'ny Asabotsy aloha za no nijery e :: 1 sy 1 ny bolina (fa le sub an'i Madame tena nanidina ) Fa le lalana nankany koa no tena ozatrin'ny fiainana , niasa mihitsy ny amortisseur-ko mba hafa mihitsy ny fahasimban-dalana mankany Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 26 mars 2007 Nilay be reny ry zalahy Madame Terrinen mbola nanao saut avo be koa ny alahady Ilay 1s d'écart entre Mathieu (205 1.3l)sy Louvel (saxo T4) mampihaiky Ny rano tao anatin'ilay canyon koa zany nahafinaritra t@ moto. Sinon, spectacle de glisse-controle nataon'i Bibi t@ quad Be ny sary (photo sy video) azo teny zany fa mbola trier-na zay tena milay. @ mercredi tonga miaraka @ résultat officiel ao @ www.rallygasy.tk zany! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Invité Posté(e) le 26 mars 2007 hay ngah matio niverina nanao???... mafinaritra zany. Ary mieritreritra ny hanao saison complety lery sa ahona???.. Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Marcus01 0 Posté(e) le 27 mars 2007 Matio ve ts'hoe mandalo fotsiny sa ahoana ry zalah? Fanitsiana kely @ lay vokatra ts'ofisialy nomeko tetsy ambony, fa natao cumul ihany koa zany ny temps t@ sabotsy, ka dia i Louvel ndray zany no voalohany, ary Mathieu no faharoa. Ts'olana izany fa hita aloha hoe betsaka no afaka handimby an'i Joda @ ireo jeunes, ary hita koa fa azo resena tsara Louvel. Miandry ny vidaka zany zahay ry His . Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 27 mars 2007 Raha ny fahenoko azy dia hijanona mihitsy izy (feo zany hoa ) Fa ny passage tout en travers sy ilay maitrise-na vam aloha dia efa henjana e Betsaka araka ny tenin'i Marcus no relève Satria na ny vaovao aza azo lazaina ihany hoe manao be, toa an-dry Bainina. Fa ny tena zavatra mahafinaritra dia mihamaro ny mpankafy miditra an-tsehatra Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
SystemeD1 0 Posté(e) le 27 mars 2007 Grave be lo ilay fandehan'i Louvel @ ilay video t@ Slalom Motul...tena mahay leiry sady masiaka be ilay Saxo T4. C'est du solide! ilay Toyota mi-rate ny moteur rehefa pousser-na en relance...fa ahoana? ary inona ilay Subaru entin'i Haja D io? nanahoana? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
His 0 Posté(e) le 28 mars 2007 Au fait tsy i Haja Danielson io Fa i Monsieur!! Ilay Sub efa somary tranainy kely iny Fa 4RM an!! Tsy haiko tsara aloha na nanana olana izy na ahoana fa tsy afaka mihitsy ilay fiara e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
SystemeD1 0 Posté(e) le 28 mars 2007 His a écrit:Au fait tsy i Haja Danielson io Fa i Monsieur!! Ilay Sub efa somary tranainy kely iny Fa 4RM an!! Tsy haiko tsara aloha na nanana olana izy na ahoana fa tsy afaka mihitsy ilay fiara e! Ah ok...raha nanana Subaru manko i Haja D mety tantara hafa....lol mba tiako ho hita zany. hiihhihihiih Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bibill 0 Posté(e) le 11 avril 2007 Slt daolo , zay ndray vao afaka nanoratra fa naka rivotra kely teo. Fa tena nilay le slalom ry zalah a, hita fa tena hafa mintsy refa slalom sur double piste no jerena, isaorana betsaka ny TASAMM . Ny lalana aloha dia marina ny an'i dadahmaster fa tsy an-jaza kle . Arabaiko manokana koa i Mathieu satria mendrika an'zany ny zavatra nasehony t@ iny En general dia nilay na ny organisation aza satria na de betsaka aza ny taranja natao (auto, moto, crosscar, quad) dia tsy de nisy temps mort mihintsy. Maromaroa ny tahak'reny e Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 11 avril 2007 bibill a écrit:Slt daolo , zay ndray vao afaka nanoratra fa naka rivotra kely teo. de ahoana zany vondalana sy ny vaovao :lol! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bibill 0 Posté(e) le 11 avril 2007 Ka haka vaovao eto mihintsy zao no nahamaika anà io ko, hihihi . Fa na zany aza de ataoko ngamba fa betsaka ny mitovy hevitra amiko ny @ oe andrasana fatratra ny participation an'i Mathieu (fa efa tena eto marina ve lery sa mandalo e) @ rallye ho avy, ndrindra raha mahazo vam masamasaka Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites