Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
His

www.rallygasy.tk

Messages recommandés

Invité

possible mintsy ka.. downloadable Laughing zany hoe ny ahy tonga d nosokafako fotsiny, fa afaka telechargena mintsy leiz. Fa mbola mamerina ny compliment ee !!.. tena faly ny tena fa azo ds les details mintsy ny ss rehetra !! cheers
Nisy sary ny membre an'I rallyegasy koa tao ka tsy hay hoe iza no iza t'@reo???lol Laughing

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Télécharger-na no tena hevitra t@ iny ny tena marina Very Happy Sinon, @ lay sary: za lay 2ème à gauche, dia i Kgb 3ème à partir de la droite lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Fankasitrahana ho an'ny ekipa nanomana iny eBook rallye Jovenna iny.
Irariana ny hitohizan'izany.
Mety azo eritreretina ve ry Dadahmaster sy Hismaster ny @ résultats raha asiana cumul isaky ny spéciale? Ohatra : @ zay fantatra ny progression an' i Mathieu taorian'lay touchette ka hatr@ arrivée, na koa ny progression an'i Mr Terrinen teo @ classement.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Marcus a écrit:
Fankasitrahana ho an'ny ekipa nanomana iny eBook rallye Jovenna iny.
Irariana ny hitohizan'izany.
Mety azo eritreretina ve ry Dadahmaster sy Hismaster ny @ résultats raha asiana cumul isaky ny spéciale? Ohatra : @ zay fantatra ny progression an' i Mathieu taorian'lay touchette ka hatr@ arrivée, na koa ny progression an'i Mr Terrinen teo @ classement.


his>> Efa voalazan'i Marcus io moa izany le izy fa saika hoteneniko anareo rehefa mifanena isika fa io no haingana hijerena ny évolution ny course. I Payen tao amin'ny alliance FM nahavita fichier milay be tamin'ny Excel isaky ny rallye (tsy maintsy ovana araka ny niombre ny special) fa tonga dia afaka nanana cumul après special après arrivée de chaque concurrent lery.
sady moramora ny ny maka idéee amin'ny redactiona amin'izay ho an'ny texte

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Okay, aleo ary ho dinihina ny fomba hanaovana izay. Raha sanatria efa nisy nahavita dia afaka manome ihany koa!! lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
- Rajout de la cartographie du Rallye Dzama Sport
- Petite présentation du 6ème numéro du Madagascar Rallye afro sur www.rallygasy.tk
Sachant que l'équipe rallygasy y a contribuer lol! de façon indirecte

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His>désolé je viens juste de consulter le cover du magazine

Alors la question devient Comment fait on pour se procurer le magazine? (le CD est offert?)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité

tokony mba gratuit izy hoan'izay inscrit ato !!mdr lol!

Ary hono houa : lé videos ao anatin'lé vcd ve lé videos ao @ daily motion reny iany???? sa afa mintsy?? mande special par special sa ahona??lol

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Le magasine MADAGASCAR RALLY sera en vente au PC et dans les ES normalement Wink Comme l'indique la couverture, le CD sera offert (une première à Mada lol Rolling Eyes ) avec le mag!!
Les vidéos dedans sont différentes de celle qu'on a mis sur le site, jusqu'ici. Elles seront plus longues. Au total, 1h15 environ Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
cheerscheers Miha-mivoatra kosa ny tontolon'ny familiana fiarakodia eto amintsika ra zao no dinihina Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité

hay kosa !!!!.. tena mafinaritra zany !!!... milay refa mba mahavita zavatra matotra otr'zay ny gasy ee !!!! tongue ...izaho alony dia hanafatra mintsy eee !!!!!! cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Des Maj sont en ligne:
- Les photos du dérnier Run à Arivomamo
- Les photos du course de moto à Tamatave
- La présentation du Rallye SRK

flower

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Résultat de chaque ES et des photos du DAY1 en ligne Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
- Le résumé du Rallye SRK en eBook en ligne flower

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Résultats 6ème Rallye du Boeny, photos du shakedown et du SS1 en ligne

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny momba ny Rallye Total 2007 rehetra ry zareo flower

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ilay ebook Majunga sy ny vidéo dia efa azo jerena!! pirat
Sinon, @ io rallye total manaraka io dia ho santarina ao @ site ihany koa ilay:
Live Rally
Ho an'ireo olona maro tsy afaka manatrika eny an-toerana amin'ny rallye nefa connecté!! Ireo temps vitan'ireo mpifaninana isakin'ny ES dia ho afficher-na en direct Cool
Io moa dia santatra ambavarano @ ireo zavatra hafa ho avy Twisted Evil

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Slt.
Sao d mba misy ny recap ny points an'ny championnat any e!

Mba hijerevana hoe iza no miady @ iza... Twisted Evil dia hisaorana mialoha...sy ny grille horaire.

Mci.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
Ilay ebook Majunga sy ny vidéo dia efa azo jerena!! pirat
Sinon, @ io rallye total manaraka io dia ho santarina ao @ site ihany koa ilay:
Live Rally
Ho an'ireo olona maro tsy afaka manatrika eny an-toerana amin'ny rallye nefa connecté!! Ireo temps vitan'ireo mpifaninana isakin'ny ES dia ho afficher-na en direct Cool
Io moa dia santatra ambavarano @ ireo zavatra hafa ho avy Twisted Evil


cheers
Milay be e
fandrosoana tsy misy otran'izany
Fa iza koa aloha le hijanona tsy hijery special fa haka temps isakin'ny fin de special (efa misaotra azy mialoha marina santasantasanta )

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
dadah a écrit:

cheers
Milay be e
fandrosoana tsy misy otran'izany
Fa iza koa aloha le hijanona tsy hijery special fa haka temps isakin'ny fin de special (efa misaotra azy mialoha marina santasantasanta )


Normalement mijery daholo ka Very HappyWink Ireo zay tsy afaka ihany no mba manao azy Twisted Evil Hezaina daholo ange izay hampilay an'ity taranja ity e! Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Efa mandeha ny Live Rally ao @ www.rallygasy.tk Somary tara kely ilay SS1 teo fa tokony andeha @ laoniny @ zay manomboka eto Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité ramatoa

tena miady B ny an'ny matio sy gerard lééé cheerscheers
bravo aloha lé rallye live ééé bounce
fa tena tsy mazava loatra ny classement général! ahoana ny mamaky azy fa tsy compétent mintsy zahay

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

lé Général mbola atao MAP kely rariva fa misy tsy mety kely.De zay loh ny androany fa radem mifankahita eto ndray é (@ 9h manomboka). Laughing

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

slt daol é cheers
infos:
abd déf de Gui Gui Bone/Fosy (peugeot 205)à l'es 5
abd déf de Bainina/Andrew (CITROEN AX) à l'es 5
Rép Micka/papalé (Citroen Saxo)

ny tmps mbola tsis tonga fa mis blem communication !!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

+ grav encor Neutral

abd déf de G.Louvel/Eric (Citroen Saxo T4): pb boite de vitesse

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité

ehhh!!d efa misokatra ho an'i Matio zany ny titre ko !!!!!!!... Razz ..raha tsy hoe hanao otran'i Lazounet koa lery hoe mbola hanitsaka be foana !!!! lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

déééééééééééééééééé lasa ndray tsika ary @ es8 é bouncebouncebouncebounce
miala tsiny loh @ le tmps gle fa ts mbola voafehy tsara é

fa enttka Math est A 37 s de Mick de aveo Hery Be

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

somary mis blem kely koa zalah lé fanaovana temps ato @ pc phone portable no apesaina dé somary manairana kely iany

fa sinon ça va iany loh é

dern info: abd déf de Mme terrinen/Herinjaka (Subaru)

Mba tongava ety @ Bypass zalah rariva @ 5 fa mlay be a cyclopscheerscheerscyclops

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Laughing encr 1 abd:
Laughing ts panao rallye an fa voiture INFO/SECU de Maika Razz
=> dép réculé kely fotsn pour l'es 10

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité lafobe
His tena henjana be ilay 50.000 vidin'ilay boky sy CD kle! sa ilay izy nivadika DVD? sady ilay boky toa ilay e-book avaoakanareo ato amin'ny net ihany no ao anatiny.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ie henjana tokoa aloha ilay boky Madagascar Rallye e!! Izahay koa ary mba zendana ihany nahita an'iny!! Shocked
DVD tokoa no nampiarahana tamin'ny t@ ity fa tsy VCD. Io moa no natao mba ahatsara kokoa ny qualité ny sary jerena.

Ny contenue-ny indray, ilay eBook aseho eto iny dia navoaka @ fomba malalaka izy iny. Izany hoe, tant que tsy mihova (nampina na nanalana) ny contenue-ny dia azon'ny rehetra ampiasaina @ zay tiany. Wink Donc, mba tian-dry zareo ilay izy dia nataon'ny tao angamba Wink

Ny DVD rallygasy moa dia nampiarahana @ Madagascar Rallye satria izay no support hita hizarana ny sary!!

Ny tanjony rallygasy sy ny Mrallye dia ny hoe: "que les passionnés puissent avoir accés au monde du rallye le plus facilement possible" (Izay angamba ry Dadah o!! Rolling Eyes )
D'ailleurs ny slogan ny rallygasy @ zao dia hoe:"PARTAGER LA PASSION" lol!
Hatao daholo moa ny fomba rehetra: forum, web, vidéo, ... izao moa efa hatramin'ny temps en direct Razz mba hoe manana moyen technique mitovy ny any ivelany isika ahafahana manaraka sy mankafy tanteraka ilay taranja.
Marihina fa hatreto ny nahavitana izany rehetra izany dia finihavan'ny akama rehetra sy fanampian'ireo mpankasitraka. (FSAM, Fujifilm, La Source, Dzama, Motul, sy ireo club organisateur rallye ary ireo pilote izay tsy ho tononina eto) Very Happy Izay hanatevin-daharana moa tsy ferana jocolor Amporisihina mihitsy ary satria "ny hevitrin'ny maro hono mahataka-davitra e!!" Cool

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité COOCKIE

Slt, niova léty lé Grille Horaire ny ASA TANA 3 ary ny parcours obligatoire koa dé meo ahy lets lé adress mail andefasako azy lol! ary ny spons lasa MOTUL

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité kihana

Slt tena marina fa rapid lets Payen fa ny blèm aminy dé izy i Radess Gasy sy Heritiana mbola milay noho léry tsy aleo ihany ve ny Gasy é sady léry anie raha tsy fantatrareo fa ........................................ Sleep

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsy takatro tapoka ilay kozy Payen Rolling Eyes
Efa lasa any ny adresse ry coockie!! Efa nahazo grille marina ihany aho fa taratasy Cool Aleo ihany fichier fa ilay mandika tanana manahirana izay lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité JHIA
ShockedNoNeutral Tsy fantatrareo anga fa ireo i Freres Andrianjafy Junior anie i Mathieu de Nanoo Junior i Mickael ary Tsilo Junior anier i Laza ary GUI GUI BONE koa enie Freres Andrianjafy Junior
Dé n manaraka zao ity rallye Tour de Tana ity d ny spons MOTUL hatr@ zao aloa tsy d hit hoe mankaiz ny fanomanana eo @ organisation fa miovaova B
Fa rany naoty omeko an'reo rally reo aloa de ny Rally Boeny sy Rally Total no tsara ndrindra ny fanomanana az d ny Naoty 0/20 de ny Rally SRK ary ny Rally Asacm de tena en beauté tsotra sady milay no ngeza B ny Coupe
Bye raha misy olona de i forum amiko d vonona aho fa mba manana traikefa ihany satry efa ho 20ans aho no tao anatiny

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité KIHANA
Slt daholo é
Gaga be izahay fa DC ouvreuse de s ny CS ary ny DC tao anty balai de mbola tratranay nisotro toaka kanefa io ihany no na sanctionner azy t@ ty taona ty ny taoka nosotroiny moa fantatrareo Mac Neil tao anaty Voiture Ouvreuse de ny tao anaty Voiture Balai Brighton
Ka ahoana zany ry TOMAWAK no tsy hitanao kanefa zahay mpijery aza nahita azy teo @ PC sy tany Ambatomanga

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Somary sahirana kely moa ry zareo teo ka zay vao vita ilay résumé eBook ny Rallye Total Evil or Very Mad
Sinon, hivoaka @ alarobia izao koa ilay DVD rallygasy, 50mn eo ho eo ny Rallye Total dia misy bonus roa: embarqué Mathieu-Teddy sy Mickael-Fafah. flower Ao anatin'ilay boky Madagascar Rally moa izy io!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
Somary sahirana kely moa ry zareo teo ka zay vao vita ilay résumé eBook ny Rallye Total Evil or Very Mad
Sinon, hivoaka @ alarobia izao koa ilay DVD rallygasy, 50mn eo ho eo ny Rallye Total dia misy bonus roa: embarqué Mathieu-Teddy sy Mickael-Fafah. flower Ao anatin'ilay boky Madagascar Rally moa izy io!!


EmbarassedEmbarassed
Merci amin'ilay toraka flower ao amin'ilay sujet DVD ao amin'ny rallygasy. fanapiana kely fotsiny ange ny ahy e!
izaho ary no tokony hitoraka flower amin'ilay finiavana be dia be eo amin'ny ekipa rallygasy rehetra hizara ilay revy.

Fa dia manainga antsika rehetra hijery an'ilay DVD, dia hanipy izay soson-kevitra hanatsarana azy hatrany hatrany.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Beaucoups ont demandé a connaitre l'histoire du Rallye Malgache depuis ces débuts. Alors, on va commencer par mettre les infos nécessaires: la listes des vainqueurs depuis 1951 sur www.rallygasy.tk

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Les photos du dérnier évènement du sport auto-moto. La manche de scooter organisé par le srk avec les démos de tous les autres disciplines: www.rallygasy.tk

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Comme il est marqué sur le site, la redaction est ouverte à tous Exclamation Ainsi notre ami Emsics ne s'en est pas priver, il nous a concocter un rubrique à suivre: Dans mon retro...
Nous vous incitons encore à participer dans notre site www.rallygasy.tk Suis sur que vous pouvez apporter un plus pour ce sport et notre passion Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...