Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Invité

coup de gueule kemy

Messages recommandés

Invité
de.......................................fg..satria zao...dgssvgze........tsy mety ydacv

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ka inona ary no solution proposer ngahy??? hianatohan ingahy fiara wrc sy Gr A daholo ve ny mpilalao rehetra sa lé top five reo ihany no hanao rallye dia tsy hanao tsony ny sasany??? scratch

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tonga soa aloha randrianadou

Ekena ihany zany ny hevitra sasany amin'ny maha hevitra tera-bary an'ity forum ity ka samy manaposaka zay mba heviny
rabbitrabbitrabbit

Fa reto kosa otran'ny tsy marina ihany

ireo concurant sasany D tsy sahy manitsaka B loatra...

ShockedShockedShocked (tena manadrama ihany amin'ireny lalana rehetra ataony reny fa tsy mora zany io ))

tsy D faly ny hihonona @ fiara efa taolo B sy kadrôka B... lol!scratch (aleo le fond sa le forme)

.. tsisy... ri1.... ke dale à part notre parc auto ki est si povr en voiture competitif Evil or Very MadEvil or Very MadEvil or Very MadEvil or Very MadEvil or Very Mad (no comment)

ry Mathieu vairiana mianatra any finda ka hiriana ny hiverenany@ saison manaraka miaraka @ fiara +recent et plsu competitif !!....

aiza indray no misy zany hoe varianmianatra izany lol!lol!lol!
sode variana manao rallye kosa no fiteny scratchscratch

de raha hianatra zany mbola mety misy 3 taona zany farafahahaingany


Fa raha ny hevitray kosa aloha de milay ny rallye ka sady io koa anie rypapa jerena arakan'ny groupe e, misy ny atao hoe M12 (karazan'ny ry Joda zany geek (io no tokony hamafisina kely raha tafa fa efa be milay ao zao ka , miandry kely fotsiny de tena vao maika feno, Joda , Laza, Kamikaz, + Roi lion, +Guerrier,+Cri, +Hery be) ; ny M11 moa de efa reny bobaka be reny kilalao mafinaritra be ny ao henjikenjikin'ny mpifaninana , de misy koa no mbola mianatra sy mizatra fa io angaha hay hoazy tampoka eo Kokokokopenao jocolor

Zay mamporisika foana e na iza na iza mazoto, vao maika lany lasantsy kosa zay raha vam 5 matanjaka no jerena de mody

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Raha vam taolo be ve hisy otran'ny 504 @ zao e?
Nefa milay anie ny combat entre Davonjy sy Roi Lion e : tsy ny fifanenjehana @ temps fotsiny ihany, fa ny spectacle @ maha-propulsion aaaazy ireo.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Marina fa dimy na enina no tena mandeha mafy raha jerena avy ety hivelany fa rehefa tena zohina dia manao daholo ireny concurrent ireny.Cool Ny enti-manana kely sy ny mbola tsy tena fahafehezana ny fiara matanjaka matetika no mahatonga ny concurrent hifidy fiara madinika. Amiko dia tokony encourager-na ry zalahy fa tsy kivina satria raha mazoto izy dia tsy hitsoaka an-daharana fa hiezaka hatrany sady mety hisondrotra amin'ny fiara matanjaka kokoa. Ny fandraisany anjara koa ange dia mampiseho fa na dia kely aza ny enti-manana dia afaka manala azy tsara e (sur aho fa matoa tonga any anaty spécial any dia mba maniry ny handray anjara any aoriana any Very Happy )
Amiko raha tsy misy ny miala an-daharana, miampy ny mpifaninana, miatsara ho azy ny parc (Guérrier ohatra zao, na i Mickael dia porofon'izany Wink ) miatsara manaraka izany koa ny rallye malagasy pirat

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ho tohin'ilay resaka eny ambony e hevitra tera-bary!
manao ahoana indray ary raha averina ny rallye asphalte eto @ tanana e!
mety tena betsaka kokoa ny concurrents ary mety tena tsara ny parc satria ry zalahy runner ireo mety tena hihazakazaka any daholo.
Raha ny fitadidiako nanafoanana ny asphalte dia satria natao t@ route nationale foana taloha @ zao fanamboaran-dalana zao ve tsy efa mba misy lalana azo heverina anaovana spécial ve any ananona any?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
invité a écrit:
Ho tohin'ilay resaka eny ambony e hevitra tera-bary!
manao ahoana indray ary raha averina ny rallye asphalte eto @ tanana e!
mety tena betsaka kokoa ny concurrents ary mety tena tsara ny parc satria ry zalahy runner ireo mety tena hihazakazaka any daholo.
Raha ny fitadidiako nanafoanana ny asphalte dia satria natao t@ route nationale foana taloha @ zao fanamboaran-dalana zao ve tsy efa mba misy lalana azo heverina anaovana spécial ve any ananona any?


Ye tokony mihitsy ka fa de
miverina amin'ny resaka albinomonkeypig sosy ihany e, mila manova ny vam indray ny tsirairay atao config asphalte , betsaka ny miova anie otran'ny le manao jeu reny ihany e bouncebounce

fa ny hitako hoe azo atao ihany , de atao semi-asphalte ( clown na tsy 50%;50% aza ) fa ohatra hoe amin'ny manche iray ohatra asina Anjeva-Ambohimalaza zay terre taloha efa hain'ny tsi11 tsianjery; efa lasa asphalte izy zao nohon'ny fandrosoana silentsilent . de asiana ES atao indray mandeha sy indray miverina fotsiny fa ny sisa atao terre daholo , fa tsy hay koa aloha au niveau Commune na mbola azo omena ireny lalana efa vita tara ireny na tsia

Andraso hoe mba atsipy zay hevitra izay amin'ny manche manraka lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
zay zao faly be raha mba omena xsara t4 mba anaovanay rallye koa :-) question de moyen no tena bleme eto am tanana eto e! indrisy tsika mbola tanana andalam pandrosoana ka izay no maha somary tara kely atsika eo am lafiny parc auto, ny fitadiavana spons koa moa iaraha mahalala fa tsy kilalaon jaza
ny mahasosotra kely am lé manche asphalet anié ankoatran lé parametrage n lé fiara dia tsy dia misy spectacle loatra e! aleo ihany lé mba migorisagorisa iny!
DADAHMASTER efa mba voarainao vé lé fangataha hoe mba asiana classement par groupe de classe ao am resultat an rallye??? raha misy cumul am championat moa vao maika tsara! misaotra e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
DADAHMASTER efa mba voarainao vé lé fangataha hoe mba asiana classement par groupe de classe ao am resultat an rallye???

To efa ela be aza no vita CoolCoolCool hihihi

I tribune aza efa naka kely tao de namoka tamin'y gazety tonguetongue

www.mrallye.tk : "laharana" "/groupe"

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
randrianadou a écrit:
fa kivy B fotsiny za @lé hoe tonga any anaty special D mandalo joda (D milay B !!! sady faly² B mahita ny pilotage-ny sy ny fiara mikisakisaka etsy sy eroa !!!) , aveo mandalo laza ( mbola faly² toy izay iany ko ), mandalo louvel( mbola azo atao ho ça va iany ko ), manaraka moa ry celica sy ry clio RS ( mbola azo iéfina iany),...... fa aveo !!!!!!!!!!. tonga @zay reto fiara sisa (205 ee, golf taolo b e!,sy ireo fiara efa antitra B ee !!!!)


Samy mba te hahita fiara tsara sy tsy dia tranainy daholo ange e ! iza moa no mba tsy te hahita izany focus izany na izany Xsara izany, fa ianareo ihany no miteny hoe miakatra ny vidim-piainana ka lafo ny lasantsy mandeha mijery special … fa ry zareo mpaampirevy antsika amin’ny rallye koa iharan’izay fiakaran’ny lasantsy izay ankotra ny fiakaran’ny vidin’ny piesy ary arakaraky ny tsy maha ntaolo an’ilay fiara no maha lafo an’ilay pièce ary io halafon’ny pièce Io no mahatonga ny préparation-n’ny concurrents ho ratsy ka vao manao spéciale iray na roa dia miala. Ny 504 aza ange no tsy mahavitsy ny fiara jerena ao anaty speciale e... ary mbola maharesy subaru aza indraindray ka raha ny fiara tranainy ary no araky ny betsaka manao ny preparation ny tsy tyokony hahamenatra izany izay ary no misy fa ny tena zava-dehibe dia ny tokony hanajana ny lafiny securité

Fa ny an’ahy no mba hevitra atsipiko hoe tokony avela afaka manao speciale ny cross cart dia alefa any aorianan’ny vam

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Efa voavaliko tatsy @ topic 1 ihany ny momba ny fiara vaovao fa ny mba tiako asiana resaka ndray de hoe maninona no tsy averina ny slalom sur piste parallele sady atao super-speciale, de asiana prix d'entrée ohatran'reny teny Iavoloha taloha reny e cheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Sady ireo club toa manana piste azo hanaovana izany ihany koa Cool

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
isika gasy lesy des fois mampme...maika hitonfra vam mahatanjaka be daholo.

jereo lesy ny vazaha toy i Teillet sy Louvel. Je pense que ces gars la comprennent que c'est un hobby et qu'ils veulent toujours etre capable de participer. Ils preferent acheter des petites voitures top et se font plaisir a petit prix (peugeot 106, clio groupe N, Saxo T4..). Mora ny entretien satria efa fiabilise ny vam ary tsy mivaky la tete rehefa misy bleme.
raha misy simba dia tsy sarotra ny mahita piece fa mijery ao @ boutique Citroen Sport, Renault Sport na Peugeot Sport sy manontany ny ingenieur an'zalahy satria efa kobon'zalahy ny vam. Monter-na fotsiny rehefa tonga aty. Ils profitent de l'expertise de l'equipe de developpement des usines et c'est ca l'interet.

Le gasy ary manafatra Subaru, 206 WRC moteur SEAT , sns nefa tsy araka ny entretien, lafo be, rehefa simba tsy hay izay hatao ary tsy mety fiable satria developpement maison fa tsy developpement usine. Sady victime du reglement lava satrai ny FIA tsy mirevy an'ireny vam A8 ireny, zao lasa interdit en championnat regional (Afrique sns) sady no lasa M12 daholo.

Mila tonga saina anie fa ireo Peugeot, Citroen, Renault sy ny constructeur hafa dia ni creer an'ireo kit mora ( 206 rc groupe N, Clio RS groupe N, Citoen C2 ) mba azo hanaovan'ny be sy ny maro rallye @ vidiny mirary.
Raha misy an'ireny maro maro anie ka mety hilay ny combat ao @ peloton e!

Marina fa mety mbola tsy takatrin'ny be sys ny maro zany fa mety hilaina ihany no manova ny philosophie an tsika.


Mila mi creer groupe hoan'ny vam + de 25 ans ko rangaha ny federation.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mila mi creer groupe hoan'ny vam + de 25 ans ko rangaha ny federation.

Tsy groupéna ka; fa manjary tsy hita zay asina azy na m11 na M20 hihihi pirat

fa amin'y fizarana ny coupe fotsiny zay efa nisy foana kosa aloha ; manao ny classement sy manome coupe an'ireny vam + 20 ans (hi hi hi raha tsy zany vehoe feno coupe ny tanan'ny Davonjy & Sandy catmonkey (M11, +20ans ; Mixte ; 2 roues motrices)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
SystemeD a écrit:

Mila tonga saina anie fa ireo Peugeot, Citroen, Renault sy ny constructeur hafa dia ni creer an'ireo kit mora ( 206 rc groupe N, Clio RS groupe N, Citoen C2 ) mba azo hanaovan'ny be sy ny maro rallye @ vidiny mirary.
Raha misy an'ireny maro maro anie ka mety hilay ny combat ao @ peloton e!


sur ve hoe am vidiny mirary??? Laughing

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ilay vidiny mirary lo @ contexte pays developpe fa saingy sur kosa lo fa ny cout d'entretien kely raha comparer-na @ 4RM. Sady ilay vam fiable...donc raha calculer-na ny rapport investissement/kilometre de speciale parcouru za lo sur fa hoe interessant ireny vam ireny.

Exemple fotsiny e: ilay Subaru ex Dethier (nentin'i Hery Be) sy ilay an'i Joda ( ex Emontspool) tsy fiable mintsy nefa vola be no investisser-na @ ilay vam ( ilay entin'i Joda lo nanao progres resaka fiabilite fa combien de millions vao tonga @ zao resultat zao? pieces, mecano vazaha, sns...)

Kobonareo ihany fa ny spons tsy tia miandry fa resultat eo ny eo no tadiaviny.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...