Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
dadah-mrallye

Rallye Asacm 08-09 juillet 2006

Messages recommandés

Tena akaiky kely zany pro zany an affraid , asa raha hahavita ny preparation ara-dalàna ihany ny mpandray anjara rehetra, sinon de lasa vitsy ny kill Crying or Very sad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bounce milay zany fa afa-po tsara ny mpakafy e!
ary ahoana hono ry zalahy ny majunga raikitra ihany ve sa ahoana? rabbit

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ra siosisondresaka enoko alo d raikitra le majunga @ Aout e! qui vivra verra! cyclops

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Atao izay mampilay azy sy hahabe ny mpankafy ka!! cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
invité a écrit:
bounce milay zany fa afa-po tsara ny mpakafy e!
ary ahoana hono ry zalahy ny majunga raikitra ihany ve sa ahoana? rabbit


" on vient d’apprendre que le rallye du mois d’août se tiendra bel et bien à Majunga. " sunnysunny

Tena aza hitako izaho ka tsy afaka affraid

La gazette revue : www.mrallye.tk

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Milay kosa izany ko!! flower
Dia efa hapetrao dieny zao izany ny congé ho @io daty io ko!! Cool
Hahafinaritra mihitsy ts'inona io rallye io Exclamation

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ary hita tamin'ny gazety Midi Madagascar koa cyclops

Fa hanao i Roi Lion afro amin'ity Rallye Analamanga ity

fa saingy What a FaceSuspect

Hiditra adve an'i Davonjy hono zany hoe hitondra Peugeot 504 sunnycheersbomdrunkendrunkendrunken

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tsss, zany ve de mba tiko Sad , sa mahatsiaro ny kalon'ny fahiny tonguetongue

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bibill a écrit:
tsss, zany ve de mba tiko Sad , sa mahatsiaro ny kalon'ny fahiny tonguetongue


Milay zany ka hihi ih Very Happy
Zavatra spectacle assuré mihitsy zany , ny tsy mahita no hanenina (fa tongava maraina be de aza mandeha mihoatra ny 2 na 3 km miala amin'ny ES1 no mijery ) lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tena milay kosa le carte e!
lol!
Tsy maintsy any @ 29,5 ve zany no mety hijerena fa ohatry ny sarotra ny ivoahana raha miditra any Sambaina?
sa mety aiza ho aiza no toerana tsara?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...