Christophe B+ 0 Posté(e) le 19 avril 2006 salut daholo e! miheritreritra aoho fa mety afaka ifanampy ngamba tsika ato! za mba mitady intercom ry zalahy raha toa ka mba misy manana amidy a! manatena valiny avy aty aminareo e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 19 avril 2006 Fa handray anjara angaha frere amin'ny jovenna loll Fa iza amin'le nanao 00 ouvreur ireny ary le akama ity de ketsion kely : ahoan ny vovoka sy ny suspension vavony amin'ireny cross car reny waa e, otran'ny hitako mijaly ihany le pilote amin'ny le mitontontontona sy le mihinana vovoka de valiny : tsy mahita za Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
bibill 0 Posté(e) le 19 avril 2006 Kobo ndray vatanen! hihihi . Ary aona no tonga de hafantaran'i dadah oe le nanao ouvreur 00 lery? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 19 avril 2006 hehehe ka Club acct lery koa loll Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
Christophe B+ 0 Posté(e) le 21 avril 2006 tsy za no mitady ka! misy akama zay mampitady dia eto aho no nila vonjy! lol efa nahazo lery! lé vovoka am cross car ndray lou tsy maninona refa manao 00 refa tsy tratra lé ouvreuse dia tsisy vovoka mitsy fa raha tratra akaiky ny ouvreuse dia eo no blem! ! ny suspension tsisy atahorana ka! mitovy am suspension ana daba rehetra ihany iny! misaotra e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites