dadah-mrallye 0 Posté(e) le 7 avril 2006 Zany ny adve avy ao la reunion ; mbola misy groupe A8 amin'izao any Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
invité 0 Posté(e) le 10 avril 2006 Nilay ny organisation Gymkhana SRK ka! Nahazo voalohany i Haja Danielson t@ 205 GTI,@ Zoma à partir de 23 H no remise des prix ao @ SRK ihany, nisy 13 participants: 205 GTI, Honda CIVIC,Golf type 2,AX MSA,Ford escort,106 Giwasa,... Tena tsy manana sary e! Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
dadah-mrallye 0 Posté(e) le 9 mai 2006 Ahoana marina ny tena valin'ny fanontaniana e!! Hihihi handray anjara amin'ny Jovenna ve i Roi lion sa tsia Mbola tsy vita ny vam ny vatany? ny boite ? efa simba tamin'ny octobre ny moteur ? Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites
ragnotti 0 Posté(e) le 4 juillet 2008 alefaso indray ny pronos ry zalahy fa tsy nisy nahita ordre isika tamin'ny rallye farany teo LAZA - MICHAEL - DANI - MATHIEU - ICE MAN Partager ce message Lien à poster Partager sur d’autres sites